Vehivavy ts ampy fitiavana sa ahoana?

1. FENOSOA2 ( 23/03/2013 08:38)
isakiny andh hiasa d misy vehivavy mitady hanw firaisana amik nf efa manambady iz.nefa fahotana zn amk.d inona n atao e
novalian'i ded.kitty ny 02/04/2014 03:48
2. 5laody ( 23/03/2013 12:17)
Salut,

Miovà asa dia izy atao patronne lol
3. Nehemiah ( 23/03/2013 12:56)
Manaova tahakan'i Josefa zanak'i Jakoba
4. FENOSOA2 ( 25/03/2013 15:19)
Slt? ts sarotra be ve zn miala @ asa zn,le vehivav ng ts miasa ato aminay fa za efa mitsaok aminy mbl itany foana.
5. Nehemiah ( 25/03/2013 15:26)
Tsy azo toriana nohon'ny harcèlement sexuel ve izy ?
6. 5laody ( 25/03/2013 22:46)
Bjr,

Efa tonga hatraiza nefa ilay fifandraisanareo? Mety tsy hijanona izy raha mitsoaka fotsiny ianao fa ohatry ny milalao aminy. Raha olona azo resahina izy Ilazao direct hoe efa manambady koa ianao na fikafika toy izany raha tsy te hanota.
7. adonis ( 26/03/2013 06:32)

FENOSOA2:

isakiny andh hiasa d misy vehivavy mitady hanw firaisana amik nf efa manambady iz.nefa fahotana zn amk.d inona n atao e


eny e, mety tsy anome nareo fa na izany aza, alefaso aty izy hokarakaraintsika raha izay no olana ;)
8. FENOSOA2 ( 26/03/2013 13:34)
5laody.ts azk? atao kilalao ahoana.sd tena marina ts tiko iz satria efa manambady.omeo hevitra tena mety farany za e!
9. cbd ( 26/03/2013 15:06)

FENOSOA2:

isakiny andh hiasa d misy vehivavy mitady hanw firaisana amik nf efa manambady iz.nefa fahotana zn amk.d inona n atao e



lazao izy oe lazaiko am vadinao zao ataonao zao ! avy d lazao azy oe ts mvakl amnao za d basta e !
io v d ho sarotra ny ialana am zany?
10. 5laody ( 26/03/2013 19:40)
Salut,

Kôziohoe aleo hidaboka anyhoe fa ilay indray mandeha iry indray nitoraka ihany.
11. vale ( 27/03/2013 07:24)
hihhihihi
12. 5laody ( 29/03/2013 05:13)

Rehefa tena tsy sahy ianao dia asio intermediaire
13. FENOSOA2 ( 30/03/2013 10:54)
slt? niresk zahay omaly fa lazainy ts manambady ndry ng iz reto.iza m le mila az teo aminareo ka!
14. 5laody ( 06/04/2013 16:48)

FENOSOA2:

slt? niresk zahay omaly fa lazainy ts manambady ndry ng iz reto.iza m le mila az teo aminareo ka!

Salut, mila miverif ihany ianao, manao fanontaniana fandrika kely sao dia misy milako tampoka eny an-dalana eny. jereo raha misy diana peratra ny tanany etsetra dia milamina ianao raha tia azy e, fa zany hoe lay kôzy direct noteneniny aloha da mahatsikaiky ahy ihany e.
mahazotoa manisy katsaka dada a.
15. FENOSOA2 ( 07/04/2013 13:36)
Ka le katsaka ng efa mis fa sopapa mbl ts ampy
16. 5laody ( 09/04/2013 09:55)
SLt ilay fanontaniana fandrika, karazan'ny hoe inviteo any aminao aho dia jereo tsara ny paoziny rehefa manontany ianao, (misalasala sa miala pas sa mikoropaka sa ahoana.)

ahoana aloha ny fomba nitenenany taminao hoe: hanhanw firaisana amikw firaisana amik.
17. FENOSOA2 ( 29/04/2013 10:28)
Ka iz ng miteny hoe te hiray amiko ony iz,tena sahirana be reto saiko a!d mety ts amelany mhts ve za rah ts manaiky az.
18. 5laody ( 01/05/2013 20:02)
SAlut Fenosoa,

Ataovy tsara namailay fitantaranareo fa manjary kopy hoe mampiesona a

atomboko

indray zoma hariva.....
19. booboo ( 03/05/2013 12:22)
:-D

20. FENOSOA2 ( 03/05/2013 16:34)
Ts mampiesoana zn za,fa aminy maha kristiana ahy n itenek anizn sd mb fitaratra ho antsk fankampanahy az toerina e! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344