Vehivavy ts ampy fitiavana sa ahoana?

21. 5laody ( 03/05/2013 19:25)
Zay ve mbola tsy matinao foana ny baolina le?
tohiziko ilay tantara an!

22. Rabefou ( 03/05/2013 20:06)
io ze tsy tadiavina ihany no tonga sy hita, fa rehefa tadiavina tsy hita. mvavaha h'oazy namana a, raha mijabaka amin'io ianao hahita angano.
23. moi ( 13/05/2013 05:58)
misy devoly miseho mivantana zany an, ary mahery ! raha solafaka ianao, tsy hanome tsiny aho, fa ny Andriamanitra hivavahanao no asa !! Na be famindrampo sy fiantrana aza ve Andriamanitra dia hararaotina ? Sao dia tsy ampy ny fitiavanao Azy ?
24. vale ( 16/05/2013 09:35)

FENOSOA2:

isakiny andh hiasa d misy vehivavy mitady hanw firaisana amik nf efa manambady iz.nefa fahotana zn amk.d inona n atao e

aza manakaikikaiky azy raha ohatra ka tsy mahatohatra fakam-panahy enao
25. hadji ( 16/05/2013 13:33)
KOZY VE
26. vale ( 18/05/2013 14:58)
oui marina izany koh, izy aza maka fanahy ary i fenosoa mila ho azony anefa tsy te ho azony dia aza manakaikikaiky azy na mifanena aminy mintsy
27. 5laody ( 23/05/2013 12:14)
sali Rafeno,

Nasain'ilay vadiny naka fanahy anao tokoa angamba ilay ramatoa hakany renseignements hanafihana ny tanàna.

delira be. Tsy matiko lolo ihany ilay dialogue hoe " handeha hiasa dia misy sipa miantso hoe:ndao ho any amin'ny trano firaisana ." :D sa miasa matetika eny an-tsaha?
28. shannie ( 16/06/2013 10:12)
Huhu! fa nga ianao fôrceny e! sady tsy manampitiavana azy ko ianao. sipa adala2 ku zany. ialao fotsiny iz d zay e. aza resim-bavy zany.
29. FENOSOA2 ( 21/06/2013 09:33)
Marina zn shannia misy ko ng namana d manany hany fotsiny e!Tena ts eo aminy toerana a!
30. rakotobe425 ( 10/07/2013 09:46)
Omeo azy izay tadiaviny e! Raha mila bibilava izy dia omeo saingy tazomy ny vadinao dia vokiso tsara
31. ded.kitty ( 02/04/2014 03:48)
Kozio mivantana izy hoe te ho namana fotsiny elah fa tsy te hiditra @ izany e. Ary aza omena fanantenana. Ataovy mazava. Calme fotsiny elah milaza azy. Aza mitsiky na mahery, fa jereo any @ voamasony fotisny izy rehefa miteny azy elah. Rah mbola manosika izy dia treromy @ izay fa miseho milay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3411