Samy manambady izahay nefa....

21. jobiely ( 13/05/2013 08:08)

mirananirina:

Matetika ny lhl tsy mety hijanona ho namanao izany fa misy foana ireo tsy maintsy mikôty, fa mahaiza miresaka sy mampiresaka, ampidiro ao antsainy fa manambady ianaoary manambady izy. Raha miaraka ianareo mazava ho azy fa tsy misy fitiavana firy fa filàn'ny nofo no ilaina.Aza mieritreritra mht hoe hotiany izany ianao fa tsy atakalony ny vadiny na oviana na oviana. Ary ny lhl dia mitovy daholo, ka raha hiala ny akatso ianao dia miditra any Ambohidempona, eritrereto tsara

Misaotra anao nanoro izay tokony ho ataoko
22. sylvoalias ( 13/05/2013 08:16)
didi10:

jobiely:

Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka dia tena mifampiankina tanteraka mihitsy izahay roa. Amin' izao dia misy lehilahy iray izay milaza fa tia ahy nefa izy koa efa manambady ary ny loza dia toa ohatra ny tiko koa izy ary mahatsiaro tena ho voaelingelina mafy aho manoloana ny fahatsapako tena hoe efa samy manambady izahay nefa samy tia koa. Tsitako izay atao hanadinoko io olona io ary toa mahatsiaro tena ho meloka izany aho satria manana sentiment amin' olokafa akoatra ny vadiko. Mba omeo hevitra aho hialako amin' io lehilahy io fa mitady hanimba ny fiainako. Izahay aloha mbola tsy tena niaraka toy ny fanaon'ny mpifankatia fa otran matahotra aho sao tsy hahatohitra ilay fakam- panahy Tonga ve dia holazaiko tsotra izao hoe ndao tsy hiresaka intsony sa hoe aleo mijanona ho mpinamana sa in? Izahay manko mpinamana teo aloha ary tena nifankahazo tsara mihitsy. Dia misaotra sahady amin'ny torohevitra

Misaotra anao nizara, nanontany aloha vao manapa-kevitra satria kihindalana eo amin'ny fiainanao tokoa izao zavatra mitranga izao.

Aleo tonga dia hotantaraiko aminao mialoha ny zavatra rehetra hitranga raha hiditra amin'izany fifankatiavana ivelan'ny tokantrano izany ianao.

Tapakevitra ianareo fa hiaraka, tsy maintsy mamokatra énérgie en plus ianao satria mila vola, mila fotoana, mila herim-batana, mila herin-tsaina izany manao sipa izany, ireo zavatra ilaina rehetra ireo dia tsy maintsy andaingainao amin'ny vadinao avokoa satria tsy maintsy hisy ihany ny fanontaniana majinijinika satria tsy maintsy misy fiovana ao.

Momba anao sy ilay sipanao indray dia, hifanaraka ianareo fa samy manambady ka noho izany tsy misy engagements, kanefa rehefa entin'ny fahafinaretan'ny nofo sy ireo sensation hafa tsy hitanao hatrizay ianao (indrindra ny vehivavy) dia raiki-po tanteraka. Lasa miova mihitsy ny filaharan'ny "priorité" aminao satria toa ilay sipanao indray no tena tompony.

Fantaro fa tsy maintsy hisaraka ianao sy io sipanao io na ho ela na ho haingana, mety antony roa no hahatonga izany:

1- Mety tonga saina ianao satria misy toetra tsy tianao ataony, na izy no nisaraka taminao, fantaro anefa fa rehefa nanandrana indray mandeha ianao dia tsy te hijanona intsony, tonga ao aminao ilay dépendance tahaka ny mahazo ireo mpisotro toaka sy mpifoka rongony, dia hanao sipa foana ianao ary lasa mipetraka ho toetra tsy mahamenatra intsony ny fampirafesana.

2- Mety ho tratra ianao ka fantaro ny "risque" rehetra mety aterak'izany, ny lehilahy matetika dia tsy mahazaka izany ampirafesina izany, indrindra ianareo ka efa vita raharaha. Ahoana ny amin'ny zanakareo? ny fahafaham-baraka amin'ny fiaraha-monina?

Ny conseil omeko anao dia miresaha tsara ianareo mitady hisipa ireo, tahaka ny ifanarahanareo ny amin'ny hiaraka no tokony hifanarahanareo ny tsy hiaraka, mahery loatra ilay fitiavana vaovao ka ho sarotra aminareo ny tonga dia hanapaka izany avy hatrany, mifandrese lahatra fa tsy mety izany fiarahanareo izany. Rehefa aorian'izay vao tapaho tanteraka ny fifandraisana.

Mirary soa.

Misaotra anao Didi 10 fa tena mitimbina tsara ny argument napetrakao....koa hasakasak'izay te hita rano amin'ny toerana masia-boay.. ...
Samy mahalala ny ho vokatr'izany tokoa anie fa ny tena no adala e...
ka de ny mirary soa tokoa no atao ho an'ireo Tia roa...:-))
sylvoalias
23. hadji ( 14/05/2013 05:31)

jobiely:

Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka dia tena mifampiankina tanteraka mihitsy izahay roa. Amin' izao dia misy lehilahy iray izay milaza fa tia ahy nefa izy koa efa manambady ary ny loza dia toa ohatra ny tiko koa izy ary mahatsiaro tena ho voaelingelina mafy aho manoloana ny fahatsapako tena hoe efa samy manambady izahay nefa samy tia koa. Tsitako izay atao hanadinoko io olona io ary toa mahatsiaro tena ho meloka izany aho satria manana sentiment amin' olokafa akoatra ny vadiko. Mba omeo hevitra aho hialako amin' io lehilahy io fa mitady hanimba ny fiainako. Izahay aloha mbola tsy tena niaraka toy ny fanaon'ny mpifankatia fa otran matahotra aho sao tsy hahatohitra ilay fakam- panahy Tonga ve dia holazaiko tsotra izao hoe ndao tsy hiresaka intsony sa hoe aleo mijanona ho mpinamana sa in? Izahay manko mpinamana teo aloha ary tena nifankahazo tsara mihitsy. Dia misaotra sahady amin'ny torohevitra
REVINA BANDY HITONDRANA AZY MADAMA ATAOVY TOY NY NANEKENAO AZY NO HANDAVANAO AZY FA VAO NY FONAO ZAO NO VAKY ROA AVY EO NY VODINAO HIDIRANA BIBY ANAKIROA TANTINAO VE MIALA TSINY FA MIVANTANA ILAY HEVITRO
24. sylvoalias ( 14/05/2013 08:09)
hadji:

Hihihi Mivantana be tokoa ny anao ny resaka ry Ingahy tale....
Tsy misy maharatsy izany ,,,fa aleo tokoa hatao donak'afon'Analakely ka tonga de any ambovonana........ hihihio :-)) :-))...
"Soa ako e ny manandroa " hoy ny hiran-dRainindiby zay hihihi, hoy aho hoe "hasakasak'izay te hita vavarano amin'ny toerana masia-boay...!"
Satria na matsiro aza ny trondro sy ny amalona ,ny aty tsy fanao jono..!
Ho ela velona anie i Madagasikarako...
:-)) :-))...
sylvoalias
25. hadji ( 14/05/2013 08:30)
zany an vita iray minitra le revy lay adintsaina mandava taona
26. vale ( 18/05/2013 14:47)

jobiely:

Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka dia tena mifampiankina tanteraka mihitsy izahay roa. Amin' izao dia misy lehilahy iray izay milaza fa tia ahy nefa izy koa efa manambady ary ny loza dia toa ohatra ny tiko koa izy ary mahatsiaro tena ho voaelingelina mafy aho manoloana ny fahatsapako tena hoe efa samy manambady izahay nefa samy tia koa. Tsitako izay atao hanadinoko io olona io ary toa mahatsiaro tena ho meloka izany aho satria manana sentiment amin' olokafa akoatra ny vadiko. Mba omeo hevitra aho hialako amin' io lehilahy io fa mitady hanimba ny fiainako. Izahay aloha mbola tsy tena niaraka toy ny fanaon'ny mpifankatia fa otran matahotra aho sao tsy hahatohitra ilay fakam- panahy Tonga ve dia holazaiko tsotra izao hoe ndao tsy hiresaka intsony sa hoe aleo mijanona ho mpinamana sa in? Izahay manko mpinamana teo aloha ary tena nifankahazo tsara mihitsy. Dia misaotra sahady amin'ny torohevitra

Bonjour,
raha izaho ienao dia tapahina ny relation aminy, zavatra azo évité-na izany tsinona, fa io lehilahy io dia maka fanahy anao fa tsy ianao akory no niadaladala fa izy no diso satria efa fantany fa vadin'olona ianao, ny momba azy indray tsy haiko mety ho tsy mandeha intsony ngamba ny fiainany @ vadiny sa ve ditra fotsiny? fa tapaho dieny izao ny relation-nareo, na efa mpinamana za satria manjary simba ilay tokantranona efa milamina, dieny tsy mbola lalim-paka
27. hadji ( 22/05/2013 05:42)
marina io lazain 'ny vale io
28. jobiely ( 22/05/2013 08:27)
Tena noraisiko 100% mihitsy ilay hafatr' i didy10 io sady nampiko vavaka. Noraisiko ny fepetra ary za zao an, dia mihezaka tsy mifandray amin' ilay olona io, nolazaiko izy mba tsy hiantsoantso ahy par phone fa bedin' ny vadiko oa za, dia tezitra mafy izy sady be fanontanina amiko. Dia ohatra ireny vadiny ireny ny fiheverany ahy @ fanontanina apetrany amiko fa lazainy fa misy bandy hafa mahavarina ahy hono any fa tsy ny vadiko zany. Dia tsy rarahiko izy, ataoko ohatran ny tsy za no iresahany an, fa mbola miinsite ihany. Na izany aza mbola tsy tena nanadino azy tanteraka aho, fa mino kosa fa ho hadinoko tsikelikely eo izy.
29. moi ( 23/05/2013 11:53)
ie, rehefa tezitra aminao izy dia mety hiseho ny toetra ratsiny ... dia manomboka mampihena ny fitiavanao azy izany ! ao amin'ny hatezerana mantsy dia mety tsy voafehy ny toetra ratsy.
30. H.R.S. ( 28/06/2013 11:45)
ka io anie fitiavana foana za zao mbola tsy manana fa raha misy olona te ho tiko sy te hitia ahy dia vonona be izaho
mirananirina:

Matetika ny lhl tsy mety hijanona ho namanao izany fa misy foana ireo tsy maintsy mikôty, fa mahaiza miresaka sy mampiresaka, ampidiro ao antsainy fa manambady ianaoary manambady izy. Raha miaraka ianareo mazava ho azy fa tsy misy fitiavana firy fa filàn'ny nofo no ilaina.Aza mieritreritra mht hoe hotiany izany ianao fa tsy atakalony ny vadiny na oviana na oviana. Ary ny lhl dia mitovy daholo, ka raha hiala ny akatso ianao dia miditra any Ambohidempona, eritrereto tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1743