Ahoana ny fijerinareo azy

1. jobiely ( 16/05/2013 09:09)
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy ny vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala volomaso? Mety ho tsy mahavà tena ve sa naturel loatra?
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 11:24
2. 5laody ( 16/05/2013 15:42)
Salama ô,
Mety aloha raha izaho manokana, tsara ny natoraly sy bio, sady tsy mandany andro ao amin'ny sdb rehefa mila mankao ny hafa, vetivety dia vonona rehefa hivoaka. Ny volomaso sy ny volo hafa kosa nefa tsara kakaraina ihany.
Misy karazan-dehilahy koa nefa mi- se maquiller rehefa hivoaka dia ahoana ny fijerinareo vehivavy azy ireny?
3. Lars ( 17/05/2013 05:14)
Rà izaho manokana alou ry jobiely dia tena mankafy ny beauté naturelle e! Ar tena mtad mints fa ôtran ts maita tsony fa tô bé maquillage dôly ny vevavy @ zao
4. jobiely ( 17/05/2013 07:10)

5laody:


Misy karazan-dehilahy koa nefa mi- se maquiller rehefa hivoaka dia ahoana ny fijerinareo vehivavy azy ireny?


Raha amiko aloha dia jejo ireny lehilahy mi se maquiller reny e, fa tsy hoe ratsy akory ny zany fa misy bôgôsy ihany @reny an
5. Isabella ( 10/10/2013 11:24)
antray, za lou d tsy mba manao maquillage sy lokomena zany mitsy sady tsy manala volomaso fa za tena mahavà tena tsara mitsy e,tsy voatery kosa oue refa tsy manao maquillage sns kosa d oue tsy mahavà tena e!huhuhu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3024