Za ve no tery saina fa ndrandray koa otran'ny interpréter n'ny olona oe te hiavaka na te hi attirer olona ny tena refa manao maquillage. Satria vitsy ihany ny vehivavy hitako no manao maquillage amin'ny andro andavan'andro de enao irery no otran'ny tsy mitovy ny olona.
(De ndraindray koa ampifangaroin'ny olona amle vehivavy hande hijorojoro e ! )
Sa nareo tsy mahamarika anizany fa za no diso fijery ?
izaho dia tsy mba manao maquillage loatra hatramin'izay. manana ihany saingy tsy dia be fanosotra efa hatramin'izay mihintsy na manosotra aza dia juste lokomena kely sy crayon kely amin'ny maso ohatra. indray mandeha isaky ny telo volana angamba raha be indrindra ha ha ha. fa ny soins de base no ezahiko atao dia izay faran'ny naturel ny produits ampiasaiko.