izaho dia tsy mba manao maquillage loatra hatramin'izay. manana ihany saingy tsy dia be fanosotra efa hatramin'izay mihintsy na manosotra aza dia juste lokomena kely sy crayon kely amin'ny maso ohatra. indray mandeha isaky ny telo volana angamba raha be indrindra ha ha ha. fa ny soins de base no ezahiko atao dia izay faran'ny naturel ny produits ampiasaiko.