fanafodin' andoha

1. jobiely ( 29/05/2013 12:14)
Fa inona ry reto no mahatonga ny hoe ny silan- doha fotsiny no marary fa tsy ny loha rehetra an, eo ambony masoko ilany eo zao vao nifoha aho maraina no narary. Efa nihinanana doliprane fa mbola tsy ao tsara, sady otran tsentsitsentsina izany ny orona tandrify ilay loha sy maso marary. Sao mba misy mahafantatra ny mahatonga izany sy ny fanafodin' izany aminareo ?
répondu par endriny le 09/07/2013 05:45
2. booboo ( 29/05/2013 17:46)
euh...manatona dokotera ? sao resaka havizanana, tension artérielle, sinusite, nify ratsy tsabo ?
3. jobiely ( 30/05/2013 06:27)

booboo:

euh...manatona dokotera ? sao resaka havizanana, tension artérielle, sinusite, nify ratsy tsabo ?


Merci booboo, fa efa sitrana iz zao, nihinanana doliprane indray tamin'ny alina, za aloha mbola tsy nisy tension zany atramzay e, sady ts voan'ny sinusite ko, ny nifiko koa tsy misy marary fa lé havizanana angamba no mety ho antony.
4. rakhaba ( 30/05/2013 10:45)
Mba mijere ihany koa maso
5. jobiely ( 30/05/2013 12:26)

rakhaba:

Mba mijere ihany koa maso

nanao visite tato am- piasana nefa za dia 10/10 ny fahitan'ny masoko :)
6. sitlo ( 30/05/2013 14:31)
Ary sao dia ny silany ihany no misy atidoha? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/large-sourire.png[/IMG]
7. sitlo ( 30/05/2013 14:33)
vzvz iny fa ny tena marina anontanio dokotera fa be dia be no mety antony. Indraindray aho rehefa voan'ny sery dia ny ilay no sitrana aloha.
8. jobiely ( 03/06/2013 07:35)

sitlo:

Ary sao dia ny silany ihany no misy atidoha? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/large-sourire.png[/IMG]

Dia tsy haiko ndray aloha zay ao anatiny ao rt sitlo an
9. moi ( 03/06/2013 11:55)
sao dia misy faritra tsy ampy orokoroka ?
10. jobiely ( 04/06/2013 08:14)

moi:

sao dia misy faritra tsy ampy orokoroka ?

Tsisy ka lolll
11. bichette ( 08/07/2013 13:49)
migraine izany silan'ny loha marary izany ! "vraie migraine" mihtisy, dia otran'ny tsetsitsetsina izany !!! eo amin'izany no jerena hoe migraine inona
12. endriny ( 09/07/2013 05:45)

bichette:

migraine izany silan'ny loha marary izany ! "vraie migraine" mihtisy, dia otran'ny tsetsitsetsina izany !!! eo amin'izany no jerena hoe migraine inona


Matetika ihany anefa ny Malagasy no marary loha sy voan'ny tosi-dra noho isika tsy nozarina misotro rano matetika, eny fa na dia efa atao amtso avo aza ny fisotroana rano 1 litatra, tsy voatery be dia be toa izany koa anefa satria ny Malagasy tsy be vatana be manao ahoana akory.

Betsaka ny aretina tokony tsy ho azo malaky raha misotro rano tsara na ranon'ampango ny olona... Toa izany koa ny sery... Ny sery tsy tonga raha tsy amin'ny maha-maina ny rivotra, ka izay no nanaova'ny Ntaolo evo-drano mba hiadiana amin'ny sery sy ny aretina an-doha malaky.

Dia mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2459