Fidio Ratsiraka Didier

1. endriny ( 20/05/2013 17:16)
Fidio Ratsiraka
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:13
2. andrywui ( 20/05/2013 22:55)

endriny:

Fidio Ratsiraka


huhuh ok ok ok

arema mena mahazo ooo

moa ka tsy zany va ? marina anzany

choc choc choc e alako magnao choc eyaaaaa ...
3. cbd ( 21/05/2013 06:21)

endriny:

Fidio Ratsiraka


sao mtapy lah legonaaa !! atao in l'ty io goaika lah antitra efa jamba io kle
4. mirananirina ( 21/05/2013 10:10)
Raha tsy inn kosa koa mbola Ratsiraka ihany no atao eo, ntssss tsy aleoko i Rajoelina lavitra toa izay Ratsiraka, ny ahy aloha efa haiko no fidiako fa tsy Ratsiraka, tsy Ravalomanana tsy Rajoelina
5. endriny ( 21/05/2013 13:38)
Tsy adala ho'a ny vatikanina manao lalana hoe: Tsy azo fidiana ho Papa raha tsy antitra, na ny tatsinanana manao hoe : ny asa maha mpampianatra dia natao ho na'ny antitra.

Ny Gasy aza mahay hoe hafa ihany ny Ray aman-dReny, fa antitra mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany
6. andrywui ( 21/05/2013 22:31)

endriny:

Tsy adala ho'a ny vatikanina manao lalana hoe: Tsy azo fidiana ho Papa raha tsy antitra, na ny tatsinanana manao hoe : ny asa maha mpampianatra dia natao ho na'ny antitra.

Ny Gasy aza mahay hoe hafa ihany ny Ray aman-dReny, fa antitra mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany


manana raison tsara sady mazava ny an'i endrika ny famaliny !!
7. endriny ( 27/05/2013 10:39)
Izahay tsy miala amin'ny mahazatra, fa Malagasy mahandro hanina ka tsy manokona tsy amim-bary
8. AndriambyII ( 27/05/2013 14:33)
Antitra very tadidy ,ka mahandro vary @ laona .Ohatr' izay Deba ! Ptdr !
9. endriny ( 28/05/2013 15:13)

AndriambyII:

Antitra very tadidy ,ka mahandro vary @ laona .Ohatr' izay Deba ! Ptdr !


Izay fanevatevahana ny antitra izay ihany no mahavery ny afrikanina nahazo siviliasiona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753