Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jobiely
(
16/05/2013 09:09)
Ahoana ny fijerinareo azy
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy ny vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala volomaso? Mety ho tsy mah...
tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 11:24
5laody
(
16/05/2013 07:19)
Torohevitra
hanatsarana soupe chinoise
Salama daholo,
Anisan'ny mora vidiana sy karakaraina vetivety ny soupe chinoise amin'ny sachet ireny,
ny tsininy nefa dia tsy fantatra izay fangaron'ilay sachet kely anamp...
tohiny
novalian'i ora ny 24/06/2014 09:08
vony501
(
16/05/2013 06:46)
Mahatahiry ny Gasy nefa mora manadino?
Tamin'ny taona 1996 no nisian'itony Tee-shirt itony. Mahagaga ihany, 17 taona aty aoriana, mbola misy manana azo anaovana. Asa aloha raha mifanaraka amin'ilay ilay soratra ny tena ao an-tsain'ilay man...
tohiny
novalian'i vony501 ny 22/05/2013 07:06
bazylou
(
15/05/2013 22:47)
madagaskara tsy
bled. ampianaro an'io ireo zanakareo gasy aty ivelany raha tsy tehavahan'ny olona onga any mada...
tohiny
chantrire
(
15/05/2013 10:07)
Tsy menatra ô!
Tsy mahalala menatra ity tovovavy iray ity nivalan- drano tetsy amin' ny tatatr'i Besarety iny vao maraina teo. Raha iny fotoana maha betsaka ny olona handeha hamonjy lahasa sy hianatra iny izany hoe ...
tohiny
novalian'i hadji ny 24/05/2013 08:04
andrywui
(
15/05/2013 10:04)
rehefa tsisy mety alamina aby de aleo TOHIZANA NY TETEZAMITA E innn no z'olana ...
Ry dada migafy fotsn avy ary sud af ary kou.aiza ka nalatsany ndray i neny nefa izy dada iany no.i neny ka mpivady kou . Ka refa zany de aza mametrapialana zany fa aleo toizana ny entana e ZAHAY MIBON...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/05/2013 22:38
sylvoalias
(
14/05/2013 08:52)
Salama jiaby...
Mba manao miaouuu torohevitra ke...
Salama jiaby...
Mba manao miaouuu torohevitra kely e...
Akory sy akory aby ny systeme sy fomba ahazahoako misintona ireo hira Malagasy avy amin'ny radiovazogasy,na youtube ,na dailymotion
misaotra...
tohiny
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 17:03
hadji
(
14/05/2013 08:37)
inona ny atao sakofo @ alahady pentekoty ho avy izao
aiza no misy ny tsara e ...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/05/2013 11:03
Nehemiah
(
14/05/2013 06:11)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahafito
Taorian'ny diany tany Galapagos, azon'i Charles Darwin an-tsaina tsara fa vontoatin'ny fotopisainany ny fantina natoraly, fa mbola tsy hitany izay mampahomby ny fantina natoraly tahak'izao.
Kanjo, sen...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/06/2013 13:03
sitlo
(
13/05/2013 21:31)
13 mai 1972
Fony nahazo "fahaleovantena" ny malagasy dia Tsiranana no prezida. Ny minisitra kosa dia tsy mba sadasada tahaka ny tao aoriana kely fa tena vazaha mena sofina mihitsy.
Izany hoe anarana fotsiny no na...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:18
bazylou
(
13/05/2013 14:11)
andriamanitra, zanahary, andriananahary,
iray ihany tokoa ve ireo ??...
tohiny
novalian'i azara ny 14/07/2017 08:58
pisoonja
(
13/05/2013 10:21)
Asa mankany Jordanie
Raha misy afaka mnome hevitra hoe , manao ahoana ireo mpiasa mandeha miasa any Jordanie , toa tsy heno sa tsy misy problème any fa ny any Lyban sy Arabie Saoudite ihany no misy olana ? misaotra ho an...
tohiny
2titi
(
13/05/2013 09:03)
misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no an...
misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no anarany,rehefa vacance dia te hanao activité ho an'ny ankizy mba hamerenana indray ny hasin'ny kilalao fahiny .
afaka omenareo toro-hevitra ve hanatant...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/10/2013 14:15
Nehemiah
(
13/05/2013 06:40)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahenina
Eo izany isika dia handinika ny momba ny vokatra ratsy sy mitondra faisana indrindra @ darwinisme ara-piaraha-monina : ny génocide.
@'izao fotoana politiquement correct izao, lazaina fa "les personn...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/05/2013 06:13
maholisoa
(
12/05/2013 11:28)
championnat du monde natation any barcelone Juillet 2013
Manao ahoana,
Misy mahafantatra ve hoe misy gasy mandray anjara ve any barcelone ???
Misaotra...
tohiny
Nehemiah
(
11/05/2013 06:04)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahadimy
Efa noresahana lalindalina ihany ny fifandraisan'ny fotopisainan'i Darwin sy ny eozenisma. Ka mety miteny ny sasany hoe: "Tsy mba nampianatra na niteny na nieritreritra momba an'izay anie i Darwin e !...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/05/2013 06:42
didi10
(
10/05/2013 13:47)
Tsy fahotana hono
Sendra nandalo tao ambadika tao aho indray andro, satria Chat-libre ny karajia dia maro ireo olona mpiditra ao mba hiresadresaka sy hitafatafa.
Maro ireo resy lahatra ao fa raha virtuel hono no mifan...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 12:28
bazylou
(
10/05/2013 12:35)
fandemen tsaina
ny fivavahana...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/05/2013 14:02
bazylou
(
10/05/2013 12:35)
rah i rajoelina no
lava nify.
Mba lava inona kosa iretsy ambiny e?? Tsy mety mial aamin'ny governemanta sy ry kalalao.
NCy an' kalalao izany lava faroratra.
loooooooooooooooooooooooooooool
beuuurrk...
tohiny
novalian'i nilex ny 23/05/2013 05:20
rasah
(
10/05/2013 10:07)
Fisondrotan-karama 8%
Salama aby ianareo,
efa mihatra ve ilay fisondrotana karama 8% eny @ sehatra tsy miankina? efa nisy décret d'application ? misaotra...
tohiny
