inona ny atao sakofo @ alahady pentekoty ho avy izao

1. hadji ( 14/05/2013 08:37)
aiza no misy ny tsara e
novalian'i hadji ny 17/05/2013 11:03
2. 5laody ( 16/05/2013 07:05)
Trondro ao amin'ny pavillon e, lafihana voanjobory.
3. hadji ( 17/05/2013 11:03)
ka za aty tamatavy fa milay kosa aloha izany sady tena tiako be io merci 5laody
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096