Mahatahiry ny Gasy nefa mora manadino?
1. vony501
(
16/05/2013 06:46)
novalian'i vony501 ny 22/05/2013 07:06
2. 5laody
(
16/05/2013 06:56)
Miarahaba,
Ka fantany angamba hoe mbola hilatsaka sady matevitevina tsara izy izany, fa izao: izy mianaka izao no mizara an'io.
Ka fantany angamba hoe mbola hilatsaka sady matevitevina tsara izy izany, fa izao: izy mianaka izao no mizara an'io.
5. vony501
(
16/05/2013 12:22)
An'i Deba io ka! marina fa hoe "Tonga saina" ny an'ny neveu, fa ity slogan'i Deba t@ 1996
7. sitlo
(
16/05/2013 18:14)
2001 io ka. Tsy haiko ianareo raha mora manadino fa izaho tsia. Fandemen-tsaina amiko ny fitenenana hoe mora manadino ny gasy. Satria rehefa averina foana izay dia lasa izay tokoa.
Amin'ny tele koa miverina foana: fampiavanam-pirenena, aleo ny lasa omba ny lasa fa ny ho avy no ho banjinina, izay tsy nanao ratsy no aoka hitora-bato. Ao koa isa-kerinandro ny famafana memoire any am-piangonana: mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay...

9. Nehemiah
(
17/05/2013 06:41)
sitlo:
Ao koa isa-kerinandro ny famafana memoire any am-piangonana: mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay...
F'angaha mamela dia midika hoe manadino ? Sa ny lolom-po no ampanjakaina ? Tsy izay toe-tsiana izay ve no mampitarazoka ny fiainana pĂ´litika ?
11. mirananirina
(
21/05/2013 10:17)
Tsy ratsy kosa ilay soratra sy menamena an!!Saingy efa lany daty
12. locl
(
21/05/2013 14:58)
Tsy tsara ny manadino saingy tsy natao hanaovana valifaty fa hanarenana ny ho avy, fa tsy milza aho akory hoe fidio Deba an!!!!
Tsy misy hanadino ny zava-bitany RATSY io na TSARA
Tsy misy hanadino ny zava-bitany RATSY io na TSARA
13. vony501
(
22/05/2013 07:06)
Tenin'i Deba mihitsy anie izany hoe "mora manadino ny vahoaka malagasy" izany e! mora manadino ny "SOA" natao taminy hoy izy.