Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
amig0 ( 31/05/2013 00:19)
Bandikely DJ
Hehehehehe afabaraka... tohiny
novalian'i pisoonja ny 31/05/2013 06:14
RBNIR ( 30/05/2013 23:30)
Rohy mety mahasoa
Faly miarahaba, Rohy mety mahasoa http://www.tripleclicks.com/12725948 ... tohiny
novalian'i newsoul ny 28/01/2014 15:47
saho ( 30/05/2013 19:31)
Vatsy soratra zaraina amin ny Mpiray Tanindrazana
Fahendrena sy Fahamatorana no isan ny fahavitana zavatra hivoahana amin ny krizy na olana misy, toetra iray io hahafahana miroso amin ny marimaritra iraisana Raha asiana sivana dia sivana toetra no il... tohiny
novalian'i saho ny 03/07/2013 18:01
bazylou ( 30/05/2013 14:01)
tairo ary e,
CDE : Pour l’ouverture d’une enquête sur les avoirs extérieurs de Rajoelina (29-05-2013) - Le président du Club Développement et Ethique (CDE), Albain Rabemananjara réclame l’ouverture dâ€... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2013 06:19
milamm ( 30/05/2013 12:14)
vaky ny ady eo @ beriziky sy andry
savorovo sy korontana no miseho eo @ ireo andrimpanjakana roa lehibe ankehitriny, raha araky ny lalampanorenana voarakitry ny tondrozotra 2011 nosniaviny reo mpandray anjara fa hiala ny andraikiny @ m... tohiny
novalian'i milamm ny 02/06/2013 09:34
jobiely ( 30/05/2013 09:03)
fianarana taovolo sy tareha
Aiza kay no misy fianarana " coiffure" sy " esthétique" mba tena mampahay eto Antananarivo ?... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:35
Nehemiah ( 30/05/2013 08:23)
Sakana goavana ho an'ny fitsidihan'ny ETs antsika :)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relat... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/06/2013 18:24
Nehemiah ( 30/05/2013 08:22)
Sakana goavana ho an'ny fitsidihan'ny ETs antsika :)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relat... tohiny
Mendler ( 30/05/2013 06:14)
Olona tokony hitondra an'i Madagasikara ???
Olona manao ahoana moa no tokony afaka hitondra an'ity madagasikara ity e? Tsy tokony olona manana mari-pahaizana mifandraika amin'izay ve ? Tokony saintsainana ihany koa fa misy anie ny mampiasa ny f... tohiny
novalian'i nilex ny 03/06/2013 05:30
endriny ( 29/05/2013 13:38)
Ianareo ve tsy mahita fa mahalasa adala, na mahakaondrana ny finoana diso tafahoatra
Namana iray mpanamory fiara manidina, mpivavaka izay no nilaza fa nahita an'i Jesosy teny ampanidinana dia nariana ny asa fa lasa mitory eny amin'ny arabe, lasa Jhony Gasy 3. Mampalahelo ny fianakavia... tohiny
novalian'i miarilala ny 01/06/2013 22:00
ethan156 ( 29/05/2013 12:42)
Admirable : une démission sans conditions par Hajo Andrianainarivelo
Démission sans conditions , c'est bien!! Le respect de la loi est ce qu'on attendait!!!... tohiny
novalian'i ethan156 ny 29/05/2013 15:04
ethan156 ( 29/05/2013 12:38)
Hajo ANDRIANAINARIVELO
Nametram-pialana tsy misy fepetra!! Tsy toa ireo kandidà sasany izay tsy mety miala!! Sady nanaraka sy nanaja làlana tao @ fotoanany!!!... tohiny
silver5 ( 29/05/2013 12:16)
Hajo ANDRIANAINARIVELO
Hajo démissionne sans conditions!!! Pas comme d'autres!!C'est admirable !!!non?!! De plus, il a incité les gens a faire plus attention aux suivis des règles comme lui il a su le suivre dernièremen... tohiny
jobiely ( 29/05/2013 12:14)
fanafodin' andoha
Fa inona ry reto no mahatonga ny hoe ny silan- doha fotsiny no marary fa tsy ny loha rehetra an, eo ambony masoko ilany eo zao vao nifoha aho maraina no narary. Efa nihinanana doliprane fa mbola tsy a... tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2013 05:45
silver5 ( 29/05/2013 11:56)
Hajo ANDRIANAINARIVELO
il est devenu admirer de tous pour sa démission sans conditions !!! il a aussi su suivre la loi en vigueur et a démissionné dans les délais!! C"est admirable parce qu'il y a eu certains candidats... tohiny
mendler ( 29/05/2013 11:35)
FMM: demande à reporter l'élection!!!Une des raisons : Les 3 candidats qui ne se désiste pas!!
Le FMM demande à reporter l'élection!!! Selon eux les raisons seraient : que les 3 candidats doivent tout d'abord se retirer, la raison suivante : la sécurité puis l'intention de la CI a ne plus f... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:06
bazylou ( 29/05/2013 07:02)
fidio ato
izay mba heverinareo fa milay e, na dai mbola tsy mandeha aza ny propagandy 1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO 2. LAHINIRIKO Jean 3. RATSIRAKA Iarovana Roland 4. RABEHARISON Roland Dieu Donné ... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2013 06:38
bazylou ( 29/05/2013 06:46)
patrick raharimanana
i vitatsika ohatran'ny tsy ho poins ary zalahy an. Mizity be leryf ahoe manana vola be hono. asa aloha fa izaho mahita ho etsy ho lany io, sady be cinema be loatra. beuurrk www.youtube.com/watch?v=j... tohiny
novalian'i moi ny 03/06/2013 11:16
Nehemiah ( 29/05/2013 06:39)
Ny fahefan'ny Soratra Masina
[b]Fehiny[/b] : Nanana ny fahefàna faratampony @ taranja rehetra noresahiny ny Soratra Masina ho an'ny olomasin'ny Testamenta Taloha sy Kristy ary ny Apôstôly. Indrindrindrindra, ho an'i Kristy, re... tohiny
novalian'i mekana ny 30/01/2015 11:45
endriny ( 28/05/2013 15:09)
Raha izaho ny fianakaviana Ravalomanana, dia mbola tsy maika ny hiverina aloha fa ...
Tadian'ny sasany taperina miaraka dia amin'izay tsy misy mpiteny sy tsy misy anarana ifandirana intsony. Enga anie mba ho siosio ihany izany resaka izany.... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8097