Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny
(
10/06/2013 04:33)
Aleonay Deba e
Fidio Dadabe Ratsiraka...
tohiny
novalian'i teamryan ny 27/06/2013 10:02
bazylou
(
09/06/2013 17:49)
aleonay dj
mpanao asa sosialy sy hopitaly manara penitra ary kianja manara penitra toa izay kalalao tsy lohany tsy vodiny fa bokotra lalaovin'ny le8 sy ny fianakaviany fotsiny.
ho ela velona tgv...
tohiny
novalian'i teamryan ny 25/06/2013 07:28
leva2
(
09/06/2013 11:10)
Andriamanitra Fitiavana
Anisan'ny anomezan'ny tsy mpino ity an'Andriamanitra Mpahary ny lanitra sy ny tany sy Jesosy Kristy zanany ity fiainan'ny zanak'olombelona miharatsy sy mihasarotra ity. Krizy, adilahy politika, fahant...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2013 16:46
tiavanafi
(
09/06/2013 10:21)
fa maninona kay règle mandeha aloha be fona tsy ary mba nisy daty fixe
bjr dia misaotra sahady @ pamaly hafatra;
fa maninona anga no mahatonga ny règlako tsary mba mandeha ara-pitaona mihintsy atraminizay fa tonga aloha be fona ? ...
tohiny
novalian'i randria67 ny 26/08/2013 17:38
endriny
(
09/06/2013 04:49)
Misy angano iray fitantarana RR taminay taloha RR ara-panahy io a
Ny antony tsy azo itondrana ny kominio mivoaka ny fiangonana sy ny tokony hanajana azy.
"Indray andro (araka ny tantara io a), dia nisy ankizy lahy kely te mba ahafantatra fa vatan'i Kristy tokoa ny ...
tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 19:36
endriny
(
09/06/2013 03:48)
Alahady ny andro
Maro ireo mitanjozotra manaraka ny arabe, mianjaika tsara fa hidera an'Atra, tsy maintsy atao hono sao dia menatr'olona. Dia tsy maintsy miafy mandoa rakitra na dia tsy ihinanana ilay tapakapoaka aza ...
tohiny
novalian'i endriny ny 10/06/2013 13:42
Nehemiah
(
08/06/2013 14:02)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahadimy
@ fomba ahoana no nahatongavan'ny Tektônikan-Takelaka Mandoza (TTM) ny Safo-drano ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/9fbb25858debdea2c849edd97ce7278b.png][img]http://forum.serasera.org/...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 15:11
mendler
(
08/06/2013 13:10)
De gaga sy Talanjona ihany moa tena mbola mahita ny ireo Ministre et Depute mapiasa any reo tomobila sy maro samy hafa nefa efa tsy eo amperinasa intsony ?
De Gaga elah !...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/06/2013 14:35
sitlo
(
08/06/2013 08:01)
Inona no kaly?
Inona no kaly tena mamerina aina rehefa tena valaka iny? Na ilay tena ohatra n'izay sy izay, ilay lasa tonga dia matory be?...
tohiny
novalian'i hery ny 21/06/2013 10:46
alfantomas
(
08/06/2013 06:50)
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tok...
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina
...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:48
avtr
(
08/06/2013 06:02)
ary ny...
sweet sy trust n nataoko t@ le bootable USB d tsmet,sa mis logiciel hafa? ...
tohiny
bazylou
(
06/06/2013 23:20)
tsy matahotra an'i le8 ny tgv
ary tsy akiandry marary koa fa lasa foana ny anay e.
Tsy mety hoan'ny malagasy ny mifidy olona toa an'i kalalao. Deba efa soara be
Raha ny ankoatran'i tgv dia tsy ho lany mihitsy .
i KAlalao dia hita...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/06/2013 10:24
andrywui
(
06/06/2013 09:04)
ALEO HAZAVA NY RAHARAHA ALO A ...!!!!
Aleo dia ho tsipihana mazava tsara alouety ampanombohana fa IZAHAY ANR dia manaiky ara-dalana ny hanatsoaka ny "antontataratasy filatsahan-kofidiana" mba hisian'ny fitoniana politika sy ho tombotsoamb...
tohiny
novalian'i vony501 ny 07/06/2013 12:43
Mendler
(
06/06/2013 08:28)
L'élection reporté !
ANR va-t-il céder sa place ? Qui sait ? Il a jamais suivi la loi !
Va-t-il faire un forcing ?...
tohiny
novalian'i henridubois ny 25/06/2013 07:27
Nehemiah
(
06/06/2013 06:35)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahefatra
Efa nisy teôria ananki2 momba ny fizotran'ny Safo-drano nohazavaina t@ fizaràna farany, nezahina novaliana ny hoe "Avy taiza ny ranon'ny Safo-drano ary nankaiza?" Misy fomba tsotra amaliana an'izay ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/06/2013 14:04
endriny
(
05/06/2013 17:28)
Aza manaiky hampitahorina amin'ny helo sy ny fiainan-tsihita
Fa tiavo sy mihavana amin'ny mpiara-monina aminao, ary mifanaja dia ampy izay. Aza manary vola amin'izay fivavahana, fa Atra sy ny fitiavany tsy misy tambiny rehefa manaja ny mpiara-belona aminao iana...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/06/2013 06:46
planb
(
05/06/2013 15:34)
Jeu de strategie en ligne
Bonjour a vous tous, j'aimerai vous faire savoir un jeu de stratégie en ligne. ce jeu est vraiment plus que génial puisqu'on peux gerer une village. ce jeu est le [b]Medieval War[/b]. Je vous invite...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/06/2013 12:56
andrywui
(
05/06/2013 07:43)
neny mifofotra mivarotra aina mintsy ....
Moa izy ao à Sud Aff misolosolo sipa lava nono tsy ankijann ,,very toerana eo neny fa modia a tanana efa zatra mitsotra io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/83f41ce992678aebca9a9a8bf7e517...
tohiny
novalian'i andrywui ny 06/06/2013 19:30
Nehemiah
(
05/06/2013 06:01)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahatelo
Efa hitantsika t@ voalohandohan'ny lohahevitra fa ny olana voalohany rehefa mandinika ny Safo-drano dia ny mahavaly ny fanontaniana hoe : avy taiza ny rano rehetra, ary nankaiza ?
Zavatra voalohany, ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 06:36
Nehemiah
(
05/06/2013 06:01)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahatelo
Efa hitantsika t@ voalohandohan'ny lohahevitra fa ny olana voalohany rehefa mandinika ny Safo-drano dia ny mahavaly ny fanontaniana hoe : avy taiza ny rano rehetra, ary nankaiza ?
Zavatra voalohany, ...
tohiny
