Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
smileyah ( 19/06/2013 06:39)
Ny fanetren-tena
Ny kristianina tsirairay avy dia tokony hitafy ny fanetren-tena mandrakariva. Misy ny fanetren-tena ety ivelany ary misy ilay fanetren-tena ao anaty. Moa ve ampy ny manana fanetren-tena ety ivelany fo... tohiny
voromailala ( 18/06/2013 11:16)
Ahoana ny fahazahoanareo Baiboly Jaona 3:1-7
salama Inty misy sombin-dahatsoratra tao anaty Baiboly, afaka manazava ny fahazahoanareo azy avy ve ianareo? [b]Jean (3:1-7) [/b] [quote] 1 Mais il y eut un homme d'entre les pharisiens, nommé Nicod... tohiny
novalian'i moustaraf ny 04/07/2013 08:41
andrywui ( 17/06/2013 21:06)
heheh kay hianao kou membres amle maneno dada a....
arahabaina tonga soa "mikosoka" dada a [img]https://fbcdn-sphotos-c-a.akamaihd.net/hphotos-ak-ash3/p480x480/1017269_10201473983113743_1373944342_n.jpg[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/06/2013 16:21
miorasitraka ( 17/06/2013 21:02)
Hafa ihany 'lay volohany " Sitraka"
salama daoly, mba mila torohevitra amintsika namana rehetra azafady! za dia vehivavy 27 taona, efa manambady ( nisoratra tany am firaisana hatramizao fa mbola tsy vita mariazy tany ampiangonana), mbo... tohiny
endriny ( 17/06/2013 15:48)
Inona marina ny atao hoe masaonika e?
Izay mba mahalala na kely aza mba zarao aza fady, fa lasa toa fampitahorana olona ilay izy.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:59
alfantomas ( 17/06/2013 14:17)
mampalahelo fa simba sy very hasina ny teny Malaga...
mampalahelo fa simba sy very hasina ny teny Malagasy nohon'ny teknolojia vaovao (club sms...)... tohiny
andrywui ( 17/06/2013 10:16)
ka hevitra no ampiadiana fatsy mety izao e !!...
ounntsss !! raha mba omeny otrizao ko mou i neny io zao de aoana ? tsy hipotsaka frein eo ? [img]https://fbcdn-sphotos-e-a.akamaihd.net/hphotos-ak-frc3/969702_10201467739837665_1368319930_n.jpg[/img... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/06/2013 21:08
Nehemiah ( 17/06/2013 08:13)
Tondra-drano @ Ranomasina Mainty fotsiny ve ny Safo-drano ?
[img]http://www.keynoteresource.com/speakerphotos/RobertBallard.jpg[/img] Robert Duane Ballard no anaran'itony rangahy itony, Bob Ballard ho an'ny namany. Mety efa nahita azy ny olona izay nanaraka n... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:04
Tefigasy ( 17/06/2013 05:26)
Toe-po krsitianina manoloana sy miatrika olana goavana
Iza no mbola tsy nandalo kirizy ny fiainany ? Inona no mahatonga ireny tafio-drivotra ireny mandalo eo anatrehan'ny kristianina ? Manaiky ve ianao fa tena sitrapon'Andriamanitra tokoa ny hiatrehanao i... tohiny
novalian'i hasiniony ny 27/11/2013 07:52
mrlova ( 16/06/2013 11:12)
Inona kay ry zareo no mahafaka ny mena amin'ny mas...
Inona kay ry zareo no mahafaka ny mena amin'ny maso. Mena foana mantsy ny masoko.... tohiny
novalian'i Ratoa ny 08/09/2013 19:42
alfantomas ( 16/06/2013 09:22)
Diso ny fiheverana fa ny finoan'ny Ntaolo malagasy...
Diso ny fiheverana fa ny finoan'ny Ntaolo malagasy dia mifanohitra amin'ny finoana kristianina, tsy mifanohitra velively ireo fa mifameno aza... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:30
alfantomas ( 16/06/2013 09:13)
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mam...
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mampifilafila?... tohiny
novalian'i FENOSOA2 ny 26/07/2013 17:11
alfantomas ( 16/06/2013 09:02)
samy halatra izao ihany kanefa maninona ny mpanao ...
samy halatra izao ihany kanefa maninona ny mpanao sinto-mahery teny tsaralalana no sahin'ny vahoaka vonoina nefa ny mpitondra mangalatra amina tapitrisany maromaro no tsy misy sahy miteny?... tohiny
novalian'i hery ny 25/06/2013 12:25
Nehemiah ( 15/06/2013 06:06)
Ny tena finoana ara-Baiboly
Hevero anie ireto fomba fijery 3 ireto : - misy mpanao "délivrance henjana", ataontsika hoe Rafidilala no anarany, izay milaza an'i Rakoto fa hositraniny ny areti-nifiny. Mametra-tanana @ Rakoto ing... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:05
Anjianoro ( 14/06/2013 17:28)
Tadiavin'i ANR akatona ny kolo tv sy fm ka ho ataony saisi ireo fitaovana !!
Efa nandefa olona indray i ANR hanakatona an'ity télé sy radio ty!! ... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/06/2013 10:18
endriny ( 14/06/2013 17:02)
Fanontaniana adaladala
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e? Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy). Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohak... tohiny
novalian'i mizara ny 19/06/2013 11:57
Nehemiah ( 14/06/2013 07:09)
Mpanao pôlitika miaiky fa nanary an'Andriamanitra
Nilaza i Ra8 t@ fotoan'andron'ny korontana 2009 fa "tsy maintsy miverina @'Andriamanitra [i]isika[/i]". Nilaza koa i Rajoelina voa haingana (t@'izy nifady hanina tany Ambohitsorohitra raha tsy diso ah... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 12:27
voromailala ( 13/06/2013 16:06)
Taiza marina i Jesoa tamin'izy 12 taona ka hatramin'ny 30 taona
Misy fanontaniana kely inty hoe taiza marina i Jesoa 12 taona hatramin'ny 30 taona? sao dia tany Inde marina azany izy? ... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:19
AMIG0 ( 13/06/2013 15:49)
Fidio D. Ratsiraka
Dadabe no milay en ¡¡... tohiny
velah ( 13/06/2013 15:31)
zaitra
Miarahaba e! mba atoroy fomba fangalana refy tena marina re sy fanaovana patron f ts mahatakatra cours sady tsis ftoana ianarana tsony e Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Isabella ny 17/10/2013 12:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3621