efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mam...

1. alfantomas ( 16/06/2013 09:13)
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mampifilafila?
novalian'i FENOSOA2 ny 26/07/2013 17:11
2. pisoonja ( 17/06/2013 08:03)
arakarak'ilay olona kosa io e! , ndraindray koa ny efa tsy tiana mbola misisika ihany lol!
3. anjali ( 17/06/2013 12:00)
Inona aloha no tianao holazaina @ le mampifilafila e! Ny bandy manko rehefa tsy manaiky hanao firaisana aminy ilay sipa dia hoe mampifilafila koa izay. Fa raha izay kosa aloha no lazainao fa familafilana dia hoy aho hoe ampifilafilao mihitsy fa aza omena. Hidio gadana fito hoy izay olona mpananatra izay.
4. alfantomas ( 17/06/2013 13:55)
aiza kosa ny hoe firaisana... tia amin'ny fo fa tsy izany ka...
5. 5laody ( 18/06/2013 09:15)

alfantomas:

tia amin'ny fo fa tsy izany ka...

Salama
Mety ho fomba fiady ihany io e, jereny hoe hatraiza no alehanao hanenjika azy, Misy tsirony koa anie ilay mifampitady kely e. Ka io hono tsara tazonina na efa miaraka aza. Raha izao manokana dia tsy mety maharitra loatra ilay mahazo tsy misasatra. Mahazotoa e!
6. tanimamiko ( 25/07/2013 14:44)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg
afabaraka ny fahendrena malagasy

alfantomas:

efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mampifilafila?
7. FENOSOA2 ( 26/07/2013 17:11)
Tena mahatsap anizn ko lo za e!vehivavy manw reny tena tianw mila misacra foanew.fa ts maints ita foana io mampifila2 io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2774