Inona kay ry zareo no mahafaka ny mena amin'ny mas...

1. mrlova ( 16/06/2013 11:12)
Inona kay ry zareo no mahafaka ny mena amin'ny maso. Mena foana mantsy ny masoko.
novalian'i Ratoa ny 08/09/2013 19:42
2. 5laody ( 03/07/2013 21:30)

Salama e,

Mijere dokotera fa antony maro no mety hahatonga an'io, mety tsy ampy torimaso ianao, mety miasa loatra ny maso , (soudure, ecran elabe, etsetra) mety tension oculaire, mety misy lalandra vaky anaty maso ary mety aretina koa. mahazotoa.
3. Ratoa ( 08/09/2013 19:42)
mialà sasatra eo ampandriana dia akipio ny maso dia asio didina ovy iray avy eo ambon'ny masonao. Soloy raha renao fa maina.
Efa nataoko io ary dokotera no nanoro io.
Avy nandeha avion ela be aho ( presque 48h niala toerana iray à 20h, tonga tao Paris à 6h nanohy nankaty Dago à 22h tonga teto Antananarivo ny J3 à 14h, vol sans escale) dia mena be ny masoko nony tonga teto Antananrivo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294