Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny
(
25/06/2013 05:34)
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana tokoa ve i Kristy
Nahoana ny Silamo no tsy mino izany?
Araho ny baiboly dia hitanao ny valiny ary jereo ihany koa ny Koroany...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:58
Nehemiah
(
24/06/2013 14:17)
Réincarnation sy finoana kristiana
Inona aloha no atao hoe "[i]réincarnation[/i]" ? Raha fintinina ilay izy dia finoana fa rehefa maty ny olombelona dia tsy mandeha any @ Paradisa na ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny fa miverina mitafy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2013 08:20
haingorafa
(
24/06/2013 09:23)
57 VOIX CONTRE 60
raha resy t@ 57 voix contre 60 no valin'ny fandaniana ny tolok'evitra ny hanomezana tombotsoa an'ireo filoha teo aloha; tsy mifanohitra @ lazain' ny PHAT ve izany ? satria lazainy fa 70% ny mpifidy no...
tohiny
novalian'i teamryan ny 24/06/2013 11:16
laza5700
(
23/06/2013 19:03)
FFKM: ny tsara ho fantatra momba ny diniky ny samy Malagasy nokarakarain'ny filoham-piangonana
Emission spéciale tao amin'ny TV PLUS tamin'ny 02 mai 2013 (iray andro tao alohan'ny fihaonana notarihin'ny FFKM tamin'ny 3,4 ary 5 mai ) nanazavàn'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony ny mahakasika...
tohiny
novalian'i hery ny 24/06/2013 21:22
shannie
(
23/06/2013 05:57)
fibroscopie
tsy nahazaka ilay fanafody nomen'dokotera fa mahery be ilay izy, dia asainy manao fibroscopie, mba misy afaka manazava ve oe aôna ny tena fandehan ilay fibroscopie? ilay dokotera mantsy kizitina be s...
tohiny
novalian'i shannie ny 24/06/2013 11:06
andrywui
(
22/06/2013 20:30)
KOPI KOLE ... merci lessy YAZZ a
merci zandrikely a efa itako eo fa ho batainlah io amboara io !! isika mivoaka mpandresy foana zandry a !! felicitation lessy !!.......
tohiny
novalian'i pisoonja ny 27/06/2013 09:44
jobiely
(
21/06/2013 12:32)
Hono hoy aho ry renim- pianakaviana, mba misy tany...
Hono hoy aho ry renim- pianakaviana, mba misy tany angalana aina ihany ve ianareo misy zazakely ireo rehefa tsy miasa asabotsy sy alahady ?? Tsy fantatro raha izaho no tsy mahay mandamin' asa na ny ra...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:33
endriny
(
20/06/2013 15:58)
Ny toetra Kristianina tarafin'ny fiaraha-monina hatry ny ela teto Madagasikara
Mivavaka alahady fa mangalatra akoho alatsinainy. Dia antsika no manohy azy a......
tohiny
novalian'i endriny ny 15/07/2013 06:06
anjali
(
20/06/2013 12:33)
ny tokony hatao alohan'ny hanorina tokan-trano
Ankehitriny dia toa zary tsy mahatanteraka ny tso-dranon-drazana manao hoe: maharena toka-trano, mahareta hatramin'ny farany, ny olona izay niditra tamin'io lalam-piainana io.
Ny ankamaroany dia tsy m...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 25/07/2013 14:46
rirami
(
20/06/2013 12:18)
Hajo Andrianainarivelo : Ny antony ijorontsika rehetra eto !!!
(…) Sarotra hoy aho ny raharaham-pirenena kanefa isika tsy mba matahotra ny sarotra. Satria isika manantena, satria isika mahafantatra fa isika dia teny tokana ihany no niarahantsika hatramin’iza...
tohiny
novalian'i Anjianoro ny 23/06/2013 08:36
voromailala
(
20/06/2013 09:41)
Sao dia itony no mety amin'ny fanabeazana any Dago?
Salama daholo
Ary sao dia itony atsoina amin'ny teny vahiny hoe [url=http://poulettesurlenet.com/pedagogie-bonheur/]"Pédagodie du Bonheur"[/url] itony no mety amin'ny fanabeazana any Dago?
Raha ny ...
tohiny
novalian'i booboo ny 11/04/2015 19:14
teamryan
(
20/06/2013 08:39)
Ahoana ny hevitrareo?
Lors de son passage dans le chef lieu de la région du Sud-Ouest, le président de la Transition n’a d’ailleurs pas manqué de lancer une pique à ses détracteurs. [b]« La feuille de route a imp...
tohiny
novalian'i teamryan ny 25/06/2013 07:39
alfantomas
(
20/06/2013 08:09)
tsara ampafantarina ny rehetra ny moba ny finoana ...
tsara ampafantarina ny rehetra ny moba ny finoana katolika fa misy mihevitra anay ho mivavaka amin'ny sary vongana.tsy mivavaka velively amin' ireny izahay fa fahatsiarovana fotsiny ihany ireny
...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:51
alfantomas
(
20/06/2013 07:53)
tokony tsy hahemotra intsony ny fifidianana fa ten...
tokony tsy hahemotra intsony ny fifidianana fa tena mijaly ny vahoaka Malagasy...
tohiny
novalian'i silver5 ny 24/06/2013 11:43
alfantomas
(
19/06/2013 16:09)
Misy antokom-pinoana sasany tsy mitsahatra manarat...
Misy antokom-pinoana sasany tsy mitsahatra manaratsy ny finoan'ny hafa mba hitaomany ny olona hivavaka ao aminy hanangonany harena (am-pahafolon-karena) ...
tohiny
novalian'i ranovelona ny 04/07/2013 06:48
Alfantomas
(
19/06/2013 16:00)
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny t...
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny hany ka niova tsy manaja ny hafa ny fomba fisainana...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:44
voromailala
(
19/06/2013 10:34)
Ianao ihany no fanafody tsara indrindra?
Hoy ilay Dokotera Kardiôlôgy Frantsay iray hoe ianao ihany no fanafody tsara indrindra amin'ny aretina mahazo anao.
Ahoana ny hevitrao?
Inty ny rohy manazava ilay boky nosoratany momba izany: [url=...
tohiny
novalian'i voromailala ny 15/07/2013 14:56
Nehemiah
(
19/06/2013 09:01)
Don't feed the Troll
Zavatra tokony hain'ny mpandray anjara @ serasera rehetra izay :
http://fr.wikipedia.org/wiki/Troll_%28internet%29...
tohiny
novalian'i 5laody ny 19/06/2013 21:50
voromailala
(
19/06/2013 08:33)
Essenien marina ve i Jesoa?
Anisany zavatra tena nahaliana ahy moa izany ireo [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Manuscrits_de_la_mer_Morte]manuscrites de Qumrân[/url].Raha fintinina izany dia tao no nahitana ny arsiva ny Baibol...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 24/06/2013 13:49
Alfantomas
(
19/06/2013 08:31)
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ank...
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ankehitriny fa ny gazety sy ny fahitalavitra izay natao hanabeazana indray no mampiana-dratsy....
tohiny
novalian'i pisoonja ny 19/06/2013 13:02
