Ahoana ny hevitrareo?

1. teamryan ( 20/06/2013 08:39)
Lors de son passage dans le chef lieu de la région du Sud-Ouest, le président de la Transition n’a d’ailleurs pas manqué de lancer une pique à ses détracteurs. « La feuille de route a imposé la cohabitation. Beaucoup sont les personnalités qui ont été condamnées par le tribunal alors que par la magie de l’amnistie disposée par cette même feuille de route, certaines d’entre elles peuvent actuellement pariticper aux élections », a-t-il lancé.
« Et pourquoi veut- on que moi, nullement condamné par la justice, ne puisse pas participer à ces élections ? », s’est interrogé l’ancien champion de karaté.
novalian'i teamryan ny 25/06/2013 07:39
2. hery ( 20/06/2013 13:29)
Tokony ho fantatr'i champion fa ny arbitres dia tsy manao championat fa mitsara. Ka raha te hanao arbitre izy dia tokony tsy mirotsaka. Raha te hirotsaka kosa izy dia mila tsy manao arbitre fotsiny. Mila miala tsy ho filohan'ny tetezamita.
3. pisoonja ( 21/06/2013 09:29)
Ka ilay règle de jeux mihitsy anie no tsy hainy ry hery e! zao izy miharihary ny havendranany , heverin'ny lery fa otran'ny mampandihy fotsiny le mitondra firenena
4. teamryan ( 24/06/2013 08:33)
Tokony tsy hilalao mihitsy izy ry Hery rehefa ho mpitsara fa ankehitriny izy sady mpitsara no mpilalao!!!
Ny CENI-T koa moa efa hita sary mazava tsara fa saribakoliny, ny date fifidianana izao no tokony ho avoaka aingana sy arahana antsakany sy andavany fa tsy arirarira fotsiny eto ny vahoaka malagasy.
Marina mihitsy ny tenin'i Pisoonja hoe : >
5. nilex ( 24/06/2013 09:43)
ka ny olona nge tsy ny daty mihitsy e,afaka anaovana fifidianana daholo ny daty rehetra fa ireto olona tsy eken'ny fianakaviambe iraisam-pirenena no tena olana.Afaka manao fifidianana tokoa isika fa raha tsy misy manaiky ary ilay izy dia ahoana,afaka miala amin'ny any ivelany ve isika?Raha toa ka afaka miala isika dia azo atao avy hatrany ny fifidianana fa raha tsy izay kosa dia tsy tokony ho ny daty aloha no mahamay fa condition napetraky ny any ivelany.Raha tsy voavaha mantsy io dia tsy hisy fifidianana nge eto izany e.Vola very fotsiny.Antsika malagasy ny fandraisana ny safidy farany.
6. teamryan ( 24/06/2013 10:42)
nilex<
fa isika ve tsy maintsy sy voahozona iankin-doha @ any ivelany tokoa sa izany tokoa ilay hoe fanjanahana moderina? tsy misy mihitsy izany ilay hoe fiandrianam-pirenena?
7. henridubois ( 25/06/2013 07:33)
izy daholo ny antony izao rehetra izao. Andry sy ra8 efa has been e. aleo ny olona hifidy president vaovao sy ekipa vaovao.
8. teamryan ( 25/06/2013 07:39)

henridubois:

izy daholo ny antony izao rehetra izao. Andry sy ra8 efa has been e. aleo ny olona hifidy president vaovao sy ekipa vaovao.

efa game over io reo eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603