Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sampnamana
(
10/07/2013 19:28)
Fiankinan-doha @ vahiny
Salama dhl,
eo @lafipiainana sy toe-karena eto dago, afaka ialantsika v ny vahiny sa tsy? satria ra mandinika aho mantsy d ny fiankinan-doha @vahiny no tena maptotongana ny fiainantsika, ny pôlitik...
tohiny
novalian'i voromailala ny 16/07/2013 10:13
nintsievagio
(
10/07/2013 19:20)
mba atoroy fa aza afenina
ahona kay ny fanaovana ny fanalana ny fond na arriere plan rehefa manao montage video,
ohatra hoe video teo antokotany dia atao eny amin' ny ranomasina log magix delux no ampiasaiko na adobe premier ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 13/07/2013 21:15
rakotobe425
(
10/07/2013 09:56)
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa ...
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?...
tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:21
sitlo
(
09/07/2013 18:35)
Mitady hiavaka
Tsy hitanareo mitady hiambo izany ve ireo malagasy mitady hanarina ny maha-malagasy?...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 16/09/2013 16:11
Mendler
(
09/07/2013 11:14)
"Lorsque la caravane passe, les chiens aboient"
Arcticle dans Madagate
http://www.madagate.com/politique-madag ... -2013.html
Discours :
Une chanson s’intitule : « Laisse parler les gens » ; un proverbe rappelle que lorsque la caravane passe,...
tohiny
novalian'i 5laody ny 11/07/2013 12:13
Mendler
(
09/07/2013 08:38)
"Législatives" sa 'Présidentielles"
Iza no alefa aloha ?...
tohiny
novalian'i moi ny 25/07/2013 10:22
bandykely
(
09/07/2013 07:58)
Raison de vivre: resaka filozofika
Manao ahoana daholo isika mpisera,
Tiako mba hifanakolozana aminao ny fanontaniana mipetraka amiko amin'izao fotoana izao: [b]inona no atao hoe sambatra amin'ny fiainana? [/b]
Manan-janaka tafita ve...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 21/08/2013 08:54
endriny
(
09/07/2013 06:07)
Tokony ho ovaina ny foto-tsakafo Malagasy
Ny vary ohatra dia sady manimba nify no mankarary vavony ary manintsana sokay, toa izany koa ny mangahazo.
Ny anapatsa na anatarika ohatra dia sady be sokay no be vitamina saingy vitsy ny Malagasy mi...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/04/2015 16:51
andrywui
(
08/07/2013 21:45)
VITA SA TSY VITA ???
somary be fezaka zay ihany manko ny gasy fa be vava sy ramatahora fotsiny !
maninn raha andao amboaritsika otran'ny president an'i egypte iny koa i Rajoelina io e !! aona vita ve sa tsy vita ! tairo...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/07/2013 00:27
avtr
(
08/07/2013 05:35)
mba mila vonji maika b ô
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd...
tohiny
novalian'i hery ny 18/07/2013 09:13
avtr
(
08/07/2013 05:35)
mba mila vonji maik b ô
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd...
tohiny
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:41
annie123
(
06/07/2013 16:00)
Mitady namana Aix marseille
Bjr daholo,
Izaho dia mitady namana gasy (vehivavy surtout) eto aix en provence (na marseille koa)
Mba te hifanerasera @ gasy e!
Izaho dia vehivavy 30 ans, tia olona sady tsotra.. cool be koa
Aza mis...
tohiny
endriny
(
05/07/2013 12:46)
Aleo avadika ny pejy, fa mba hitady ny tsara amin'izay
Ahoana no fomba hanomezana endrika tsara ny finoana Malagasy?...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:50
endriny
(
04/07/2013 16:32)
Mahagaga ny olona
Milaza fa mpandala ny baiboly sy mpivavaka nefa ady hevitra aza tsy zaka dia manompa no atao...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:51
Ricar5do
(
04/07/2013 08:41)
Candidatures aux élections
Les USA soutiennent la décision de la CES !!...
tohiny
novalian'i sampnamana ny 10/07/2013 19:37
5laody
(
04/07/2013 08:24)
Vonona ve ny mpandimby?
Fantatsika ho niova vao haingana ny loholona amin'ireto firenena ireto:
-Cité du Vatican
-Royaume des Pays-bas
-Emirat du Qatar
Ary vao omaly izao no re fa hisolo ato ho ato koa ny mpanjaka any Be...
tohiny
novalian'i haingorafa ny 04/07/2013 11:35
Nehemiah
(
03/07/2013 13:37)
Fitanisàna mpanao pôlitika malaza
[quote=Louis XIV]
En politique, il faut donner ce qu’on n’a pas, et promettre ce qu’on ne peut pas donner
[/quote]
[quote=Édouard Hérriot (1872-1957)]
Quand, dans un État, vous ne percevez le...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/07/2013 12:35
andrywui
(
03/07/2013 13:17)
atolotra ho an'i endriny !
ao anaty boky mena
misy soridalana
de ny lalampandresena
sy ny fahafahana
ndao ampio
dede ratsiraka mba
hanataterakilay
fiteny mamyoe
madagascar atraminizao
mijoro fa ts mandoalika
...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/07/2013 05:34
H.R.S.
(
03/07/2013 11:54)
H.R.S.
Mampalahelo fa izahay jamba rehefa mikoty sipa na hoe mba manandrana mitia vehivavy izay tsy mitovy aminay dia tsy mba mahazo mihintsy. Mba omeon torohevitra raha azo atao fa mafy ny tsy manana olonti...
tohiny
H.R.S.
(
03/07/2013 11:53)
H.R.S.
Mampalahelo fa izahay jamba rehefa mikoty sipa na hoe mba manandrana mitia vehivavy izay tsy mitovy aminay dia tsy mba mahazo mihintsy. Mba omeon torohevitra raha azo atao fa mafy ny tsy manana olonti...
tohiny
