Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Tefigasy
(
18/07/2013 10:31)
Fomba fivavaka amin'Andriamanitra : Ray , Zanaka, Fanahy Masina sy fidirana amin'ilay fanjakany
1 - Misy fombafomba arahina ve ?
2 - Mila mijery olona manodidina sy izay ataony (na mpiara-mivavaka na mpitarika fivavahana) ve ?
3 - Mila mijery fotoana sy ora ve ?
4 - Mila mitandrina sakafo sy and...
tohiny
novalian'i Miharena ny 23/07/2013 16:19
shannie
(
18/07/2013 05:23)
pizza
ho an le mpankafy pizza mmmm! le vao mafana iny iz n tena ao tsara. sanatria tsy oe manaratsy fa ny GASTRO PIZZA eto bira oa lasa nivadika foza orana e, ny an tana sy n faritany tsy aiko fa eto bira ...
tohiny
novalian'i shannie ny 10/03/2014 18:23
shannie
(
17/07/2013 21:58)
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. ...
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. 6 taona lasa izay, rehefa niteraka aho dia nijanona. izao aho tia iverina izakazaka maraina indray, dia mba manontany aho oe, impiry isakerinandro no ...
tohiny
novalian'i 5laody ny 19/07/2013 06:55
shannie
(
17/07/2013 21:48)
palpitation
miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manaki...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:26
hadji
(
17/07/2013 15:55)
mila vonjy maika be
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:22
moustaraf
(
17/07/2013 12:57)
esorina tsikelikely ireo anarana TSY IZY ao @ baiboly
salama namana,
Mandroso izahay na dia mbola betsaka ireo minia manentsi-tadiny,
[url=http://]http://www.lexpressmada.com/finoana-madagascar/37485-nofafana-tao-anaty-baiboly-ny-teny-hoe-jehovah-.html[...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:29
nilex
(
17/07/2013 09:55)
MIKOTY SIPA
Mahagaga hoa ny ankizy ankehitriny fa ny olona mananiany na manao fihetsika misangy azy dia lazainy fa mikoty azy hono nefa amiko izany mikoty izany dia mitory fitiavana avy hatrany mihintsy.Betsaka n...
tohiny
novalian'i rwams ny 24/01/2015 19:04
Nehemiah
(
16/07/2013 15:22)
Fahasamihafana ara-pototarazo @ olombelona
Maro ny olona izay mihevitra (@ fomba diso) fa tena miavaka ny ADN'olona izay tsy mitovy fokom-pirenena (race), fa tsy marina izany. Mahavariana mihitsy fa ny olombelona rehetra dia tsy dia misy fahas...
tohiny
rafangotsohana
(
16/07/2013 13:51)
zanakazo
Salama daholo, aiza ry zareo no misy mivarotra an'ireny karazana zana-kazo ireny eto Antananarivo?...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 18/07/2013 11:11
rafangotsohana
(
16/07/2013 06:32)
tableau de bord
Miarahaba antsika rehetra ato!
Sao de mba misy manana, na mahita tableau de bord ho ana golf type 1 ato? Raha misy de tokony otrinona eo!...
tohiny
voromailala
(
15/07/2013 15:05)
Fantatrao ve i Mère Amma?
Salama daholo
Misy vehivavy Indiana [b]Mata Amritanandamayi[/b] na [b]Mère Amma[/b] iray izay nahazo Prix Nobel de la Paix, mizara fitiavana maimaipoana.
ahoana ny fahitanao azy?
[url=http://www.do...
tohiny
novalian'i voromailala ny 23/07/2013 12:12
Maranatha
(
15/07/2013 12:11)
Inona no atao hoe Andro favavotana?? Ary iza no tena mandray andraikitra ao???
Andro fanavotana: ahoana no fanao t@ teo aloha??? Tamin'ny Testamenta taloha (talohan'ny nanombohana an'i Messiah teo amin'ny hazofijaliana)
Iza no tena mandray andraikitra ao??? Ahoana ny fanaon'ny v...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 06:03
vony501
(
15/07/2013 11:54)
JIRAMA
Ny jiro aty aminay mirehitra @ fotoana tsy hilana azy. @ folo alina vao mirehitra ny pôtô, ary @ folo atoandro vao maty. N'importe quoi!!!
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/dc0e1bb8d331...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/07/2013 07:45
shannie
(
14/07/2013 18:12)
ratram-po
inona no mahatonga ny lehilahy efa manambady amanjanaka nefa mbola mahavita mamitaka veivavy hafa? mahasahy manome toky ny @ny ho avy ary mahavita miresaka @ Ray sy Renin-razazavavy fa haka vady ny za...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 25/07/2013 14:43
moustaraf
(
14/07/2013 16:34)
Inona marina no dikan'ireo "ora faha3 sy faha9"?
Salama namana,
Mba mahaliana ny mahalala hoe: inona marina no dikan'ireo Ora faha 3 sy ora faha 9, miverimberina foana ao @ baiboly manontolo; izay itrangan'ireo asa lehibe maro ampisehoan'i Tsitoha n...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 18/07/2013 07:10
tanimamiko
(
13/07/2013 14:35)
Ady @ fampidirana Basy eto @ tany mamiko
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(...
tohiny
novalian'i zakaiosy ny 22/08/2013 07:18
rafangotsohana
(
12/07/2013 13:49)
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za rah...
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za raha misy mahita isika ato? De misaotra mialoha! Mba omeo eto raha misy manana contact!...
tohiny
novalian'i hadji ny 22/07/2013 16:52
andrywui
(
11/07/2013 21:03)
SOA ALOHA FA EFA NANAIKY RAJOELINA HIALA
aleo mbo omena hira kely isika fa mafy loatra ty ngidy ampitondraindry zalah antsika ty kah , zao i chissano ty toa nitondra voa,dalana ratsy be fa SAZY mafy hono no omeny ho an'ny les trois mousqueta...
tohiny
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 18:14
Nehemiah
(
11/07/2013 15:26)
Olombelona hatr@ voalohany
50 taona lasa izay, nisy mpahaiaina (biologue) nahazo amboara Nobel izay nanao filazàna mahavariana : nilaza izy fa mifanohitra @ lalàn'ny immunologie ny fahaizan'ny tsaikan-jazakely mivelona ao ana...
tohiny
nintsievagio
(
11/07/2013 14:45)
Makis de Madagascar Can 2013 ny akony
Miarahaba antsika Malagasy rehetra izay nanohana sy ny tsinanahona ny ekipa Malagasy toa azy ihany.
Ny teny tiko ambara dia mahagaga ihany raha isika Malagasy no manaratsy sy manakiana ny Malagasy iza...
tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:29
