SOA ALOHA FA EFA NANAIKY RAJOELINA HIALA

1. andrywui
(
11/07/2013 21:03)
aleo mbo omena hira kely isika fa mafy loatra ty ngidy ampitondraindry zalah antsika ty kah , zao i chissano ty toa nitondra voa,dalana ratsy be fa SAZY mafy hono no omeny ho an'ny les trois mousquetaires kou ,, soa aloha i Rajoelina fa efa nanaiky hiala sy nanaiky ny hanatsoaka ny antotataratasiny raha manatsoaka ny azy ry zareo BE MOKONY ee ,, ngamba ts de misy fahadisoandrajoelina tsony zany fanetretena zany satria EFA NANAIKY IZY
henoy alo ny hira e
henoy alo ny hira e
novalian'i andrywui ny 31/07/2013 18:14

2. Dreamlover14
(
12/07/2013 06:28)
Mahagaga ny fijerintsika malagasy sasany an. Dia mino ve isika fa raha hanala ny firotsahany ireo olona anankiroa ireo dia tena hiala tokoa i andry rajoelina ? Tsy tadidintsika ve ny fivadihana @ teny nomena nataon'i andry hatr@ izay ?
Hofoanana ny didy jadona eh !!!
Malalaka ny fanehoan-kevitra eh !!!
Malalaka ny haino aman-jery eh !!!
Tsy hirotsaka hofidiana aho eh !!!
Tsy mila communauté internationale isika eh !!!
Tsy azo hohanina ny làlana eh !!! fa azo hohanina ve ny hopitaly manarapenitra ? ny temple du rugby izay tsy nanaovana nyh CAN Rugby akory ? Ny coliséum, sa nitondra harena ho an'ny malagasy ireo ? sa afaka namoahana ny vokatry ny fambolena sy fiompiana ireo ? sa....?
Ankehitriny, aiza isika izao ? Raha afaka mamaly isika hoe "ENY" amin'ny iray monja @ ireo notanisaiko ireo ianao dia mbola mety misy fitokisana azo atao @ andry rajoelina.

3. Dreamlover14
(
12/07/2013 06:32)
Dia ampiesonina @ dihy, fety, rindrankira ny vahoaka mba hanadinoany ny fahoriany @ paques, pentecotes, 26 juin. fa mitondra harena ho a'ny vahoaka ve ireny ?

4. 5laody
(
13/07/2013 10:30)
Salama daholo e,
Ary tena tsara mihitsy io video io fa mankasitraka,
Izaho dia tena mankafy ilay hira satria mampahatsiaro ahy ny fitaingenana cheval de bois atosika tanana.
Manja daholo ny hira napetrak'ilay akama atao hoe randralyy ao anaty youtube. Misy hira tsy henonareo efa amam-polo taonany maro ao. Ho tonga lafatra ianao mihaino azy rehetra. Misy video 22 no napetrany aloha hatreto.
Potsero aloha ilay titre eto amin'ny video ambany ity (ilay soratra hoe miverena aty antsihanaka tantely) dia rehefa tonga ao amin'ny youtube ianao dia misy hoe 22 videos eo akaikin'ilay hoe randralyy.dia potsero indray io hoe 22 videos io dia mankafiza.
misaotra an'i Andry nizara e. Dia mihainoa finaritra daholo.

5. nilex
(
17/07/2013 10:10)
fikan'ny kanosa ny andrajoelina e,aiza koa no misy hoe hiala aho rehefa miala ny sasany.Naman'ny tsy miala ihany izany,maninoa ary raha toa ka tonga dia miala raha toa tsy miala aza ny sasany.Efa tafala indray ve ny sasany vao hiala,efa farany izany fa ny miala voalohany ihany no tena olo-kendry.Vendrana mihintsy izany raha bandy.Matahotra mantsy .Te hanao aminy eo ko.

6. andrywui
(
18/07/2013 00:24)
fikan'ny kanosa aona ra nilax a ,, mahafinaritra aloha rehefa mba nisy iray hendry tamn 100adala !! hohohoh en plus raha ty mo ka nametrapialana teo Rajoelina ka nanoko ts nety nisintona iretsy de aoana ?? aaaa aleo hande milamm de misesy fa tsy miainga zany ee ,,

7. andrywui
(
18/07/2013 00:26)
si non , reveo alou ny hiran'dra tantely fa mitira tsara ny fill in ao

8. Dreamlover14
(
31/07/2013 06:03)
miala tsiny aho ry andrywui raha hiteny aminareo hoe tsy mba manana maso hijery lavitra ianareo fa izay eo @ tendron'oronareo ihany no fantatrareo.
Jereo atsy @ ilay sujet anankiray nosokafanareo atsy ny tantara fohin'i madagasikara nosoratako tao dia manàna fijery lavitra fa aza dia manaiky ampiesonin'ny Frantsay sy ny taranany efa zatra nanjakazaka teto Madagasikara ary mbola te hanjakazaka irery eto koa ka na isika malagasy aza dia tsy ho afaka ny hanjaka @ harentsika intsony

9. andrywui
(
31/07/2013 18:14)
itako io ra dreamlover a , fa tsy ampy hivelomana zan reo harena ankibon'ny tany reo e ny voatrandraka androany tsy ampy hividianana na fourniture des bureaux aza fa ny 5% sisa hita fa aany aposin'ny be loha daholo ,, raha mande aradrariny ane de mety hety iany le oe trandraho de tsipao reo vahiny vazah reo ee fa mbola lavitry ny afo zany e