Makis de Madagascar Can 2013 ny akony

1. nintsievagio ( 11/07/2013 14:45)
Miarahaba antsika Malagasy rehetra izay nanohana sy ny tsinanahona ny ekipa Malagasy toa azy ihany.
Ny teny tiko ambara dia mahagaga ihany raha isika Malagasy no manaratsy sy manakiana ny Malagasy izay mifanandrina ny vahiny ary ny Malagasy sasany aza moa dia sahy m ahafoy ny fananany hilokana hanahanana ny vahiny handresy ny Malagasy mitovy @ tena ihany. Tsarovy anefa fa misy vahiny ary tonga nijery bolina lavalava teny mahamasina manohana ny Makis mba handresy eny fa nadia tsy mahatohatra ny mpifanandrina aza ny any tena dia tokony halaina sy tohanana foana na mahay na tsy mahay. Izaho nahita Bebe nanaraka ny baolina t@ tele fa tena nihoraka sy nadihy mihintsy mizaka mankahery ny makis. Ka ny tiko mba hifampizarana dia mba ny hanohanantsika malagasy rehetra ny ekipantsika rehefa mifanandrina ny vahiny fa tsy isika indray ny miloka anao izay haharesy ny ekipatsika fa gasy mitovy isika. Ka samia samy tonga hanohana ny Makis eny Mahamasina na @ Télé fa misy fiantraikany @ Makis ny fanohanantsika azy.Anabo ny tanantsika fa mahery ny miaraka amin' ny Makis Misaotra e dia samy ho tsara vitana dazholo isika.
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:29
2. varisy ( 12/07/2013 12:09)
na faly nareo na tsy faly zahay tsy hanohana club entina iheboheboana am politika eh rehefa zavatra no idiran'ny FOZA paty DE TSY TINAY OHATRAN KAKA mazava
3. nintsievagio ( 13/07/2013 09:52)
Izao tsy mijery loko politika fa ny fitiavako fanatanjahatena no itenenako ary nolazaiko mazava tsara fa tsy ny rugby ihany no faritrako fa rehefa fanatanjahatena rehetra fa mba mandraisa resaka tsara tompoko. Ary ianao na tinao na tsy tinao dia eto Madagasikara ihany ianao ary Malagasy fona sa Frantsay ianao io sa amerikana raha ireo ianao dia azafady fa tsy natao ho anaop io teny io ary aza valinai intsony ity teny ity.Fa marary ny politika ianao. Misaotra
4. 2Miandry ( 31/08/2017 07:29)
nintsievagio : ilay resaka loka, vola no tadiavin'ny mpiloka, misy ekipa roa mifanandrina eo ka na gasy na vazaha no mifanandrina, vola no tadiaviny! tsy misy resaka tsy fitiavan tanindrazana eto fa resa bola fotsiny. rehefa mijery rugby enao tokony mahafantatra anzany. ny hoe tokony ho tohanana, tsy diso zany, fa ny tokony ho jerena koa d hoe andeha hatraiza anefa! raha ny toe-batan'ny gasy d aleo manaiky fa tsy hanao mondial rugby mandrakizay, marary ny marina, fa izay no marina anefa! raha misy eritreritra ny hoe hanao mondial d azo atao tsara ny mividy mpilalao, atao ny fifanarahana omena zom-pirenena izy (naturalisé-na). izany tsy midika mihintsy hoe tsy tia tanindrazana, fa raha t hijery lavitra d tsymisy afa tsy izay no vaha olana. heveriko fa tsy lafo be, raha mi-naturalisé mpilalao avy ao am Tonga na Samoa vitsivitsy. Hevitra ihany ny ahy, ny hevitra mety tsy hitovizana fa zany tokony tsy hampifandrafy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.094