Mitady namana Aix marseille

1. annie123 ( 06/07/2013 16:00)
Bjr daholo,

Izaho dia mitady namana gasy (vehivavy surtout) eto aix en provence (na marseille koa)
Mba te hifanerasera @ gasy e!
Izaho dia vehivavy 30 ans, tia olona sady tsotra.. cool be koa
Aza misalalasala manoratra..
ity mail-ko : verorand12@gmail.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2398