mba mila vonji maik b ô

1. avtr
(
08/07/2013 05:35)
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:41

3. Dreamlover14
(
08/07/2013 12:30)
avtr:
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd
Mety mahavebohoka tokoa raha tsy tena régulier ny fadi-bolanao. Possible tsinona enao mieritreritra hoe 14° jour io kanjo hay nihemotra ilay izy.
Solution hialana @ izany dia :
- Abstention manomboka eo @ 12° kahatr@ 20° jour
- manao retrait avant éjaculation ilay lehilahy @ io période io ihany
- mampiasa fanabeazana aizana ianareo ahafahanareo manao RS @ fotoana rehetra ka tsy te ho bevohoka

4. hadji
(
09/07/2013 18:42)
Dreamlover14:dia papa sy maman @zay teo ampanaovana ve nareo nifanontany sa tsia
avtr:
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd
Mety mahavebohoka tokoa raha tsy tena régulier ny fadi-bolanao. Possible tsinona enao mieritreritra hoe 14° jour io kanjo hay nihemotra ilay izy.
Solution hialana @ izany dia :
- Abstention manomboka eo @ 12° kahatr@ 20° jour
- manao retrait avant éjaculation ilay lehilahy @ io période io ihany
- mampiasa fanabeazana aizana ianareo ahafahanareo manao RS @ fotoana rehetra ka tsy te ho bevohoka

5. pisoonja
(
10/07/2013 10:34)
tsy maninona io e , ifalio zay tonga eo avy amin'ilay Andriamanitra Andriananahary

6. sampnamana
(
10/07/2013 20:27)
avtr:
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd
fa aôna?ts tinao nga lery? aza manao @ny tsony ra mataotra o bevoka fa io na firy ème jour ary k ref mbl ao ny ovul-nao k nisy sperm lasa tany d bevoka fôna enao! SADY MANIN KO MO ZANY E, VOKA-PITIAVANA NGE ZE MVÔKA EO FA TS OE VOKA-PIADIN é! courage!

7. andrywui
(
27/07/2013 22:16)
nanaona ry avotra ?? bevoka iany ve sa tsy bevoka enao le oe niainga 18em jours zay ?
de fanotanina faharoa iza no mba anarana tianao apetaka aminy amzao 2013 zao ?

11. haimimiha
(
18/09/2013 20:20)
pisoonja:
tsy maninona io e , ifalio zay tonga eo avy amin'ilay Andriamanitra Andriananahary
sitra-po ka …

12. hadji
(
26/09/2013 01:09)
underline text
avtr:eny hoy irasazy fa velona 72hny sperme e
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd

13. avtr
(
11/11/2013 10:16)
k'aiz dhl! tsbevok ian ka, mbl b sanjila b za e!,.f naik mba antany oe in kay n pil fanabezan'aizana tsar ??

14. andrywui
(
11/11/2013 11:10)
Ny pile tena rapide alou ry avotra de ny mitsoaka matory any amindry dada sy neny ihany rehefa 10em à 18em jours à ,,,,si non, raha sarotra be zay de ny faharoa ny kapaoty ( miaro 90% hono)

15. radadatoa
(
12/03/2014 13:41)
inona ary n mampikorapaka lava anao avrt a! te hanao nefa votsa saina maka evitra ats s eroa ! maninona ra ajanona e