VITA SA TSY VITA ???

1. andrywui ( 08/07/2013 21:45)
somary be fezaka zay ihany manko ny gasy fa be vava sy ramatahora fotsiny !

maninn raha andao amboaritsika otran'ny president an'i egypte iny koa i Rajoelina io e !! aona vita ve sa tsy vita ! tairo ny tsangatanana !!....

ITY NY HEVITRO !

tsy vita fa mafy be
novalian'i andrywui ny 18/07/2013 00:27
2. vony501 ( 09/07/2013 06:04)
Izay mangina volamena!
3. jobiely ( 09/07/2013 06:48)
amboary rery ra mahasà e ;)
4. tsipolitra ( 09/07/2013 06:56)
tsy sahy ny ankamaroany fa matahotra basy sy lakrymogene daholo
5. andrywui ( 09/07/2013 08:24)

tsipolitra:

tsy sahy ny ankamaroany fa matahotra basy sy lakrymogene daholo

isika ary zao no atahorany koa !
tsika anie hoa no hitambatra de ho amboaritsika otranle president an'i Egypte i Rajoelina e huh
zay le fika ...


6. andrywui ( 09/07/2013 08:28)
tsika efa manana miaramila misimisy ihany ankoatra an'ireo miaramila mpiondana an'eritreritra afaka manampy isa ry kly raymond Andrianjafy ,Charles kely(any am opitaly), ry roger luc sy ny tariny afaka manampy ihany raha afaka tany , satria ny an'i Egypte ny tafika no nanamboatra ny rajoelinandry zareo ...

SAHy SA TSY SAHY E
7. 5laody ( 09/07/2013 12:39)
inona hono ny tianareo ry vahoaka 20 000 000: vonoina tsikelikely amin'ny hanoanana sy fahantrana sa hovonoina amin'ny basy sy ady an-trano?
8. andrywui ( 11/07/2013 20:50)
nga nisy vahoaka maty sa nisy zaza amambehivavy voatifittra tao a egypte nefa voaongany tao le president fopla tsy tiandry zareo eee , lazao fotsiny raha sahy na tsy sahy hanongana andrajoelina isika ee !! hanao sa tsia ?? refa tsy hanao de avelao izy hanjaka eo ,, refa hanao de tairo ataovy fa za tsy izy !! za mampirisika !!
9. 5laody ( 11/07/2013 21:40)

Ka raha tsisy zaza amam-behivavy maty anie Ra-Andry dia Rabeharisoa sy Rakotonirainy no tavela eo e, ho tantinareo ve?
10. andrywui ( 18/07/2013 00:27)
tsisy ra latsaka oa tao Egypte fa niainga tao iany le Rajoelina ndry zareo oa , de mba zay ko no ataotsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4012