ALEO HAZAVA NY RAHARAHA ALO A ...!!!!

1. andrywui ( 06/06/2013 09:04)
Aleo dia ho tsipihana mazava tsara alouety ampanombohana fa IZAHAY ANR dia manaiky ara-dalana ny hanatsoaka ny "antontataratasy filatsahan-kofidiana" mba hisian'ny fitoniana politika sy ho tombotsoambahoaka !
fa ry zareo be mokony anie ireo miziriziry ireo fa tokony ho avahana tsara ny vary sy ny tsiparifary fa efa nanao fanambarana manko ny ANR fa hanatsoaka ny filantsahankofidiana raha toa ka ...manatsoka ny azy kou ireo be mokony !! sao de avadik'i nilex sy ry mlammn eo ndray manko ny resaka fa ry zalah reo tena be loha be amin'ny famadihana resaka mihitsy !!
NAREO NO BE LOHA manakorotana sy mampikatso ny firenena amzao ry zalah mpanohitra mpiondana !!
novalian'i vony501 ny 07/06/2013 12:43
2. andrywui ( 06/06/2013 09:09)
tsotra fotsiny raha te ho ankatoavin'ny UI , UA ,UE sy ny sisa isika ka te ahazo anilay famatsiambola amn fifidianana !!! miala teo zay i RAJOELINA (ok tsy olana hiala zahay) , miala teo koa i NENY (sssh mirisirisika fahatany ) de i DEBA kou sitony ny ttsy nao papie de milamn daholo ny zavadrehetra !! si non de hipoaka eto !! marina fa efa nanaiky ry zalah CES oe afaka manao fifisdianana izy telo !! fa ho fitiavantanindrazana de miangavy anareo ROA mianaka mianadahy mba hisintona ny taratasinareo hianareo !!!(zahay manara drenirano)
3. hery ( 06/06/2013 09:17)
Tsy hitako mihitsy ny olana. Raha toa ka tena tia tanindrazana tokoa ANR dia afaka manatsoaka raha te hanatsoaka. Maninona no miandry olona hafa manatsoaka vao hantsoaka?
Maninona no asiana conditions? :-)

i Lalao tsy mbola niteny mihitsy hoe hanala ny candidature-ny raha zao na raha zao. Efa lasa io d tsy mipody koa. I Rajoelina no be conditions hoe hanala aho raha... lolll

Aza asiana hanao na tsy hanao izany fa rehefa tsy manao dia tsy manao, moa rehefa manao dia tairo.
4. endriny ( 06/06/2013 10:37)
Matahotra ny ho very fihinanana eh... Ahahahaha, ho faty tanora eo io... Maty aho bogiteako marina a....

Manaja ny lalana hono nefa ny zavatra nosoniavina aza lavina foana lava izao, ny vahoaka efa mikisaka, sa amin'izay mahita mpiasa mora ny viva sy ny Doma pub?
5. locl ( 06/06/2013 18:08)
Hita hoe ry Hry, rehefa hanatsoaka dia tsoahy fa aza mijery ny olon-kafa e! ....raha milaza hono fa tia tanindrazana
6. andrywui ( 06/06/2013 19:27)
tsy mety zany adinkafetsena be izany e ,, fifandanjankery arapolitika anie zao no olana mipetraka e, oe zah esorina mou iry adva iry nakarina !! tsy mety tsony izay amzao fa fifandanjana no ilaina ra tiana hifarana ny krizy !! si non de ipetraka ihany le resako talou oe aleo zany hitohy ny TETEZAMITA ko inn no z'olana NAREO MAFANA ZAHAY MIBONOKA
-- efa nilaza daolo ny firenena mikambana sy ny sadec ua ui sns...hoy aho fa tsy ankatoavin'ny fikambanambe izay lany amin'izy telo ireo !! zavadoza ane zany e !! fa innn marina mou no mampifikitra mafy an'i neny tsy hisintona ny taratasiny eo nefa efa tsy tian'ny oul izy ???

efa nandainga sy namitaka an'"izao ttlo zao izy tamle sonia nataony teo apahatongavana teo ivato oe tsy hitsabatsabaka raharaha politika fa hitsabo marary !!!

-ka zahay de vonona hisintona e mba hisian'ny fitoniana eto amn firenena !!

TANDREMO kou anefa fa handray andraikitra ny mpitandro filaminana a ,, sao de oe efa namoaka aniny valimpitsarana iny ry CES de oe efa milamm fa hisioka amzay !! NOOONN
afaka atao ankeriny ny fanatsoahana ny antota-taratasinireo sy ny fanasaziana anireo mafy raha izay no ilainy !!
7. hery ( 07/06/2013 09:00)

fa innn marina mou no mampifikitra mafy an'i neny tsy hisintona ny taratasiny eo nefa efa tsy tian'ny oul izy ???


Raha tsy tian'ny olona izy dia sur fa tsy ho lany, donc tsy hisy olana akory na tsy ho eken'ny SADC sy ny CI aza. Ka avelao hilatsaka eo. Efa tsy tian'ny olona izany maninona na milatsaka aza?

8. vony501 ( 07/06/2013 12:43)

hery:


fa innn marina mou no mampifikitra mafy an'i neny tsy hisintona ny taratasiny eo nefa efa tsy tian'ny oul izy ???


Raha tsy tian'ny olona izy dia sur fa tsy ho lany, donc tsy hisy olana akory na tsy ho eken'ny SADC sy ny CI aza. Ka avelao hilatsaka eo. Efa tsy tian'ny olona izany maninona na milatsaka aza?




Izaho koa mbĂ´ gaga! Lazain'lery fa tsy tian'ny olona, nefa atahorany mafy ary tereny tsy avelany hilatsaka?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528