Aleonay Deba e
2. vale
(
10/06/2013 06:17)
endriny:
Fidio Dadabe Ratsiraka
leom-boan'anana aho ka tsy tia zava-boribory ry Endriny, jamais de la vie zah hifidy an'iny Rangahy iny, efa ela loatra izy nahazo seza teo foana, ka ny Malagasy tsy condamnés hoentin'olona anankiray mandritry ny demi-siècle, ou bien Madagascar n'est pas être condamné pour être diriger par UNE SEUL personne, y en a marre, "vous me recevez??? non, mais ALLO Quoi!!!!!!!!!!" :-O
3. endriny
(
10/06/2013 17:40)
Jamais deux sans trois
efa in-droa niditra ny anay io ary mbola hiditra fanin-telony
Atao tsara tso-drano mihintsy

6. henridubois
(
25/06/2013 07:18)
izy no mbola te -hifiy an'i Ratsiraka Didier? raha ny tenako manokana ia aleo izy hirotsaka mba ho fay ao. efa nomena voie de sortie izy , kanefa mbola mi-insiste ihany satria ho azy nandra ny gasy. dia samy hahita eo isika.
7. teamryan
(
25/06/2013 07:20)
endriny<
raha ny fijeriko azy dia @ity fikasany hiditra fanintelony ity no ahaafaka ny ainy. tsy aleo v mba omena an'ireo salama ara-tsaina sy ara-batana indray alo ny mba omena ny toerana eh!!
aleo izy mba isotro ronono am-piadanana oa fa aza atosika sy amporisihana anaonao foana.
MEDITATION

8. teamryan
(
25/06/2013 07:24)
henridubois:
izy no mbola te -hifiy an'i Ratsiraka Didier? raha ny tenako manokana ia aleo izy hirotsaka mba ho fay ao. efa nomena voie de sortie izy , kanefa mbola mi-insiste ihany satria ho azy nandra ny gasy. dia samy hahita eo isika.
je partage votre avis Mr Dubois
10. endriny
(
26/06/2013 03:37)
andrywui:
endriny = sophie iany hihihhuhuhi kobo toi a
Fikam-poza be, manimbolo baomba eny amin'ny arabe... Ahahahhaha
11. teamryan
(
27/06/2013 10:02)
teamryan:
henridubois:
izy no mbola te -hifiy an'i Ratsiraka Didier? raha ny tenako manokana ia aleo izy hirotsaka mba ho fay ao. efa nomena voie de sortie izy , kanefa mbola mi-insiste ihany satria ho azy nandra ny gasy. dia samy hahita eo isika.
je partage votre avis Mr Dubois
et si par malheur il n'est pas élu, il aura à sucer tout le gymnase couvert dee mahamasina et encore on dit ça par gentillesse ( sans parler des 36 nouvelles pompes qui vont lui provoquer un AVC ).