Dia mino ve nareo fa iala izy? Tsy hifikitra hitarika matso ve no ho ataon'iny eo zao? Anaovany ady aka-fetsena io dia mody hoainina eo izy d avy eo tonga ihany ny fifidianana d sad kandidà izy no bol tsy niala teo @ sezany . Pourquoi un mois de plus ??
efa fantatry ny rehetra fa tsy maintsy hiala eo izy. raha voatery hirotsaka izy dia ho resy... raha miniha tsy hiala izy dia ho esorina eo. fa io tsy baolina ny ra8 sy izy irery. prezidà hafa ny ho lany eo...