Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah
(
28/05/2013 14:18)
Mpanao pôlitika tsy lôjika
Maro ny mpanao pôlitika izay mireharefa @ zava-bitany. Tsy latsa-danja @'izany koa ra-DJ. Izao ny lôjika arahiny :
1°) Tsy maintsy mahatanteraka zavatra isika.
2°) Ity misy zavatra anankiray.
---...
tohiny
vonynive
(
28/05/2013 12:13)
antso ho an'ny mikirakira sera
miarahaba,
manana andraikitra isika mpanakanto na feo na soratra, na sary , ny mpanao gazety sy blogeur hampita sy hitondra hafatra tsara ho an'ny mpiarabelona sy ny taranaka. koa araraoty ny talent...
tohiny
Maranatha
(
28/05/2013 11:08)
Somary gaga aho mahita ny lohahevitra eo aloha mis...
Somary gaga aho mahita ny lohahevitra eo aloha misintona antsika hitonon-tena fa Hebreo. Efa tapitra t@ 34 AD anefa ny famindram-po ho azy ireo araka ny Dan 9:24 Fito-polo herinandro no voatendry ho ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/06/2013 08:29
bazylou
(
28/05/2013 06:54)
maika ravalomanana
ory zalahy, ho tonga eny ivato anio hon i maika maika ravalomanana,
ataovyfa voaendy eo iny izao an,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:11
bazylou
(
28/05/2013 06:52)
tsy hiala
hono i dolin dolin sy tabera. ry pierro hiala fa manisy fepetra, i kalalao misisika kanef amatahoatra mafy saotsy hisy ny fifidianana, i deba te hanao ny sommet gasy, i zefalbera sy terezy manao toro ...
tohiny
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:50
bazylou
(
28/05/2013 06:21)
tsary mamely androky anga
Hono hoa ramatoa ty: tsy mitsahatry ny mitatatata miresak'Andriamanitra ianao kanefa ny mahahagaga dia izao: mba mitana ny teny nataonao ve ianao? Hitsabo ny reninao no tokony nataonao taty Gasikara a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:14
bazylou
(
28/05/2013 06:19)
efa mba nanao asa soa ve i kalalao ?
ny any Mialy Zao association Fitia zay betsaka ny nahazo tombontsoa ny marary tonga de fantany olona hoe raha vao zaza marary mafy de Mialy(Assoc Fitia) no tsaroany olona
ny any Céline(épouse de De...
tohiny
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:51
endriny
(
27/05/2013 10:49)
Fanontaniana mikasika ilay Johny Rafa
Ilay fampisehoana ve eny Ambidiamontana sa hoe aiza no misy an'ity montana ity? Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i vale ny 30/05/2013 14:01
gasyjean
(
26/05/2013 10:09)
Bitcoins
Misy bizna azo vidiana amin'ny bitcoins ve eto M/kara sa mbola tsy misy mahalala azy ity?...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:30
moustaraf
(
26/05/2013 09:56)
ATAOLOTRA OFISIALY IREO POROFO MAHA HEBREO NY MALAGASY
salama namana,
ho an'izay liana, satria efa maro ireo fifandresen-dahatra teto @ serasera izay ela izay, ka ho anareo ao Antananarivo, dia misy conférence lehibe sy exposition anehoana ireo porofo ma...
tohiny
novalian'i endriny ny 03/06/2013 17:29
endriny
(
24/05/2013 19:08)
Ahiahy
Manomankomana ady an-trano eto Madagasikara ny frantsay sy ny mpitondra, ka dia hofanina mialoha ny miaramila gasy toa ny natao tany cote d'ivoire sy Rwanda.
Etsy ankilany manomboka ny fanoratana ana...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:11
Nehemiah
(
24/05/2013 15:10)
TGV eto @ serasera
Hono ho'aho, maninona kay no be prôpagandistan'ny TGV sy mpandala an'i Rajoelina tahak'izao ity serasera ity ?...
tohiny
novalian'i alfantomas ny 08/06/2013 06:40
bazylou
(
24/05/2013 14:27)
tsy misy vehivavy sambatra
raha misaraka hono . Marina ve izany ?...
tohiny
novalian'i karinah ny 17/10/2013 11:14
andrywui
(
24/05/2013 09:24)
refa mba oe mbelà teo de mingà teo e
Efa miteny daholo ny oul oe mijanona i Rajoelina , Ratsiraka , Lalao Ra8 de inn no niseho ???
Nanaiky hiala i Rajoelina ra tena tsy miova ny datipifidianana sady ho fitsinjovana anle krizy mitrainn b...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2013 14:07
hadji
(
24/05/2013 08:01)
HALATRA FIARA ATY TOAMASINA
mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 17/07/2013 13:31
andrywui
(
24/05/2013 07:27)
jeun lehibe ,asaina daholo e
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=jGPDcvMiOfw&feature=youtube_gdata_player
[/youtube]
Misy vavaka sy fifadiankanina lehibe eo Iavoloha 25mai fa tongava daholo. Tsy misy mitondra sakafo à ,fa r...
tohiny
novalian'i andrywui ny 25/05/2013 04:38
Nehemiah
(
23/05/2013 14:56)
Endrika fanjanahan-tanim-baovao ny famatsiam-bolan'ny vazaha boramena tsy tia tavin-kena !
Sa ahoana hoy ianareo ?
"Domy tapany dia mandoa erany" e !...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 15/07/2013 08:42
5laody
(
23/05/2013 11:37)
Inona ny atao rehefa mivoaka ny airbag?
Salama daholo,
Efa nisy taminareo ve sendra fifandonana fiarakodia taty Madagasikara ka nipotsaka ny airbag?
Ahoana ny hanamboarana azy avy eo? Miantoka ve ny trano fiantohana?
Mety misy piesy elek...
tohiny
novalian'i hery ny 29/05/2013 13:30
bazylou
(
23/05/2013 06:32)
lasa foana ny baolina e
tsy akiandry marary sy ny be blabla isany io. Na misy na tsy misy fifidianana.
Tokanana ny atsy , avaozina ny aroa, ..................... eny fa na dia mbola betsaka aza ny mbola miandry dia tsy matah...
tohiny
novalian'i moi ny 27/05/2013 05:58
