tsy hiala

1. bazylou ( 28/05/2013 06:52)
hono i dolin dolin sy tabera. ry pierro hiala fa manisy fepetra, i kalalao misisika kanef amatahoatra mafy saotsy hisy ny fifidianana, i deba te hanao ny sommet gasy, i zefalbera sy terezy manao toro amin'ny bisikileta ny villa elizabeta,.............

beuuurrk
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:50
2. bazylou ( 28/05/2013 06:55)
iretoihany no niala

Alain Tehindrazanarivelo (CST)
Roland Ratsiraka (CST)
Clément Ravalisaona (CST)
Hajo Andrianainarivelo (VPDAT)
Edgard Razafindravahy (PDS-CUA)
3. bazylou ( 28/05/2013 06:56)
ny an i darola indray mody fanina nonataony,
""Roland Ratsiraka est en ce moment en déplacement en Côte d’Ivoire et au Burkina Faso. Il démissionnera de son poste au CST une fois de retour au pays.
Ainsi, Roland Ratsiraka trouve le moyen de gagner du temps pour observer l’évolution de la situation, laisser les autres tâter le terrain et prétexter par la suite le cas de force majeure."""""

beurrrk
4. moi ( 28/05/2013 11:50)
efa hoe tsy hiala izy fa raha vao miala eo izy, hahemotra ny fifidianana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2511