Inona ny atao rehefa mivoaka ny airbag?

1. 5laody ( 23/05/2013 11:37)
Salama daholo,

Efa nisy taminareo ve sendra fifandonana fiarakodia taty Madagasikara ka nipotsaka ny airbag?

Ahoana ny hanamboarana azy avy eo? Miantoka ve ny trano fiantohana?

Mety misy piesy elektronika misakana ny fiara tsy handeha ve raha averina avalona ao fotsiny ilay izy?

Misaotra amin'ny vlinteninareo.
novalian'i hery ny 29/05/2013 13:30
2. hery ( 29/05/2013 13:30)
Raha ny tokony ho izy dia tokony soloina tanteraka ny airbag sy ny crash detector ilay mampibotsina tampoka azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.087