tsary mamely androky anga

1. bazylou ( 28/05/2013 06:21)
Hono hoa ramatoa ty: tsy mitsahatry ny mitatatata miresak'Andriamanitra ianao kanefa ny mahahagaga dia izao: mba mitana ny teny nataonao ve ianao? Hitsabo ny reninao no tokony nataonao taty Gasikara ary nifanarahanao sy ny vadinao t@ aninstitutions maro izany nefa jereo ity ianao izao. Noho ianao dia lasa nilatsaka ary manao blocage koa ilay olona nanongana ny vadinao.
Mba heritrereto fa an'isan'ny olona mampikatso ny situation eto @ firenena ianao ary mbĂ  misaina. Sa baiko avy @ Le8 sy ny amerikanina dia tsy maintsy arahinao?

beuurrk
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:14
2. bazylou ( 28/05/2013 06:59)
reny mpamosavy ny antenisany
3. andrywui ( 29/05/2013 22:14)
hohohoho,,,,ary tsy napoiziko ho mafy detety otran dada ko anie iny ramatoa iny e !! jereo fa asaina misitona ny antotataratasiny izy nefa mbola manabe mokony be eo ihany,,, asa Tsiafahy angamba no mitanilanila eo akaikiny eo oe alefa ato aaaa ...vao hiazakazaka isintona haingana aniny taratasy iny amzay ?? heeeiinn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0899