Hono hoa ramatoa ty: tsy mitsahatry ny mitatatata miresak'Andriamanitra ianao kanefa ny mahahagaga dia izao: mba mitana ny teny nataonao ve ianao? Hitsabo ny reninao no tokony nataonao taty Gasikara ary nifanarahanao sy ny vadinao t@ aninstitutions maro izany nefa jereo ity ianao izao. Noho ianao dia lasa nilatsaka ary manao blocage koa ilay olona nanongana ny vadinao.
Mba heritrereto fa an'isan'ny olona mampikatso ny situation eto @ firenena ianao ary mbà misaina. Sa baiko avy @ Le8 sy ny amerikanina dia tsy maintsy arahinao?
hohohoho,,,,ary tsy napoiziko ho mafy detety otran dada ko anie iny ramatoa iny e !! jereo fa asaina misitona ny antotataratasiny izy nefa mbola manabe mokony be eo ihany,,, asa Tsiafahy angamba no mitanilanila eo akaikiny eo oe alefa ato aaaa ...vao hiazakazaka isintona haingana aniny taratasy iny amzay ?? heeeiinn