Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
chantrire
(
10/05/2013 10:01)
Taxi- be mpanao tapa- dalana
Efa fanaon' ny taxi- be eto an- drenivohitra indray amin' izao ny manao tapa- dalana indrindra rehefa harivariva iny ny andro.
Raha avy any Ambohimangakely izao dia mandeha taxi- be in- telo vao tonga...
tohiny
Nehemiah
(
10/05/2013 08:52)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahefatra
Raha marina ny haiolombelon'i Charles Darwin sy ny darwinisme ara-piaraha-monina, inona moa no mahasakana ny olombelona tsy hifehy ny fiterahany mba hanatsara ny rafi-batana sy ny halalin-tsain'ny olo...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/05/2013 06:05
Nehemiah
(
10/05/2013 07:12)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna faha3
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 08:53
hery
(
09/05/2013 21:28)
Tsy vitan'ny kristianina sasany ve ny mampibebaka ny mbola tsy mpino?
Asa ianareo raha mahatsapa fa ny ankamaroan'ny fiangonana madinika isakarazany dia izay efa mino no tena ataony lasibatra itoriany fa tsy izay mbola tsy mino mihitsy. Mety hoe lafiny pratika vitsivits...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/05/2013 08:12
andrywui
(
09/05/2013 17:02)
FIDIO ANDRY RAJOELINA
FA AZA MIFIDY AN'I NENY FA TSISY TRAIKEFA AMZE FITANTANANA FIRENENA IZANY I NENY FA HANIMBA ZAVATRA FOTSINY EO ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/05/2013 23:19
moustaraf
(
09/05/2013 09:58)
Zava-miafina ao @ baiboly fototra hebreo n°1
Salama namana,
Misy mba tiana hozaina amintsika !
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Uu4HZbk3pvs[/youtube]...
tohiny
novalian'i zazamarolahy ny 20/03/2018 11:41
hery
(
09/05/2013 07:45)
Fampihavanana marina
Efa hoe tsy mety io bulletin unique io. Inona moa no tena tanjona tamin'io? Hoe hanome chances ireo antoko kely ve? Dia io tokoa ara fa niroborobo ny antoko kely. 41 be izao no nofidina. Ny laharana t...
tohiny
novalian'i 5laody ny 16/05/2013 06:48
jobiely
(
08/05/2013 09:00)
Samy manambady izahay nefa....
Efa manambady aho ary dia tia mafy ny vadiko mihitsy satria sady tia anay 3 mianaka izy no tsara fanahy sy tena miahy anay tanteraka mihitsy. Efa betsaka ny zavatra niarahanay sy ny vadiko natao ka di...
tohiny
novalian'i H.R.S. ny 28/06/2013 11:45
100tinl
(
08/05/2013 08:49)
Mpanao politika : izay marina lazaina é
Ny tena marina dia fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy izao zavatra mitranga izao , amiko dia fiarovan-tombontsoa no mahamaika ireo olona milaza fa tia tanindrazana ireo, izao foana no fiainan...
tohiny
novalian'i 5laody ny 10/05/2013 09:49
Nehemiah
(
08/05/2013 08:44)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahatelo
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 07:13
Madatsara
(
07/05/2013 14:34)
Lalao Ravalomanana - Mila Fanazavana
Tiako aloha ny milaza fa izaho dia vehivavy ary tena tiako sy iriko raha vehivavy no mitondra ny firenena fa mila misaina koa, ary zaho koa de anisany nitolona ho an'i Ravalomanana ary naika nanefa ny...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/05/2013 23:17
201007jacky
(
07/05/2013 14:13)
Pétard
Une personne qui vient de péter , mais quand il pète , il pète plusieurs fois.Enfin , juste après ce pétard, il a dit : "OH J'AIME PETER"...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 23/12/2016 03:01
Nehemiah
(
07/05/2013 08:43)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna faharoa
I Erasmus Darwin dia niara-nanorina ny Fikambanan'ny Volana.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/7cd05ec92da2297e3658ec895b53bc3a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7cd05ec92...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/05/2013 08:46
bazooka
(
07/05/2013 05:46)
tetezana
ony oa ry reto, tetezana ve am zomà e? ôtran ny efa mande manko ny resabe ?
...
tohiny
novalian'i jobiely ny 07/05/2013 12:29
bazooka
(
06/05/2013 13:13)
brillante
manawona daolo nareo, tena marina ve le oe nisaraka dadah sy brillante ?
Dia maninona koa i brillante no mamoaka hira ôtran ireny e, ôtran ny d efa mitory ery oe love be fa nipitsian ny olona ,
ch ...
tohiny
novalian'i bazooka ny 06/05/2013 14:15
andrywui
(
06/05/2013 09:50)
Efa dokteraprelamor e ,tsisy fika tsony.
[youtube] http://www.youtube.com/watch?v=aSGPveF3Cf4&feature=youtube_gdata_player
[/youtube]
Tongotra mby andakana , aleo hande , aleo hilatsaka ze mirevy tehilatsaka . ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/05/2013 16:59
Nehemiah
(
06/05/2013 08:26)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna voalohany
Vitsy dia vitsy ny olona nanana lanja nohon'i Charles Darwin t@ tantaran'izao tontolo izao. Nisy olona nilaza mihitsy fa ny hevitr'i Darwin no hevitra mavesa-danja indrindra noforonin'ny ati-dohan'olo...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/05/2013 08:47
future
(
06/05/2013 06:24)
KOFMAD
hafa ihany ny KOFMAD raha samy koperativa manao Tana-Majunga...
tohiny
novalian'i asnat ny 09/01/2016 07:04
future
(
06/05/2013 06:18)
The Transporter
ny permis ananana nefa tsy misy fiara!!!...
tohiny
novalian'i nannie ny 15/05/2013 06:34
AMIG0
(
06/05/2013 02:22)
Masisosiso na makaloiloy (maimbo)
Misy ianareo tena tsy misasa a !!!!...
tohiny
novalian'i iriantso15 ny 08/01/2015 10:42
