Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AMIG0 ( 06/05/2013 02:20)
IZA NO FIDIANAREO AMINI'ITY FIFIDIANANA ITY?
Mba samy manana ny safidiny ee ;)... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 13:10
milamm ( 05/05/2013 02:47)
nilatsaka ihany lavanify ny farany
voamarina fa nampanateriny ANR ny antotan-tarat... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/05/2013 21:06
bazylou ( 05/05/2013 00:03)
zavatra telo
no mety handehanan'ny firenena afaka kelikely, na fifidianana, na tsy fifidianana di atonga sy tanterahona i ffkm, na ny farany dia depute ihany no atao di aizy no hifidy filoha. hoela velona i tgv ... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/05/2013 17:00
bazylou ( 04/05/2013 23:55)
io ilay hoe izay tratra farany ihany no manenina e...
io ilay hoe izay tratra farany ihany no manenina e. Fa nahoana kosa ary moa o tsy hilatsaka i tgv ?? nahoana izy no nivadika tamin'ny teniny . dai tsotra ihany , ny valiny di any hoe i kalalaonareo az... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/05/2013 09:54
andrywui ( 04/05/2013 20:47)
manakory aby hianareo tompoko !!!
- mamangy amin'ny fahoriana tompoko de aza misosoka alaelo tsony !! hanaterako ro-patsa eo ihany !! [img]http://www.gratuit-imprimer.com/sites/gratuit-imprimer.com/files/images/carte_condoleance.... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 20:48
andrywui ( 04/05/2013 17:28)
mody mba oe fotana ren'andriamanitra fa hitsabo an'i mama fotsiny ah de hody ee !! kay tsy zay akory
fa vo sitratsitrana i bebe de io fa namoaka ny rambony amzay i neny !! nefa anie defa nanao sonia teo ivato zao tam vo tonga e !! oe aza manaonao politika a yeuu tsy hanao ah e !! mitsabo an'i bebe fo... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/05/2013 19:51
lagoon ( 04/05/2013 00:07)
Tsy namandrika ny tenany ihany ve ity Rajoelina??
Nilatsaka tampoka fa tsy manaiky ny filatsahan'i Lalao Ravalomanana,nefa voatery mi-démissionne aloan'ny 24 Mai 2013 izao i Rajoelina raha tena te handray anjara @ ilay fifidianana. Ny loza anefa dia... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/05/2013 19:42
bazylou ( 03/05/2013 23:29)
ireto daholo e
1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO 2. LAHINIRIKO Jean 3. RATSIRAKA Iarovana Roland 4. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY 5. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn 6. JEAN-LOUIS Robinson Richar... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:18
bazylou ( 03/05/2013 23:10)
avelao ho betsaka e
amin'izay koa anie hohita eo izay tena milay e. NY vahoak ano tompony ka aza be menomenona e. vive tgv... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:14
andrywui ( 03/05/2013 16:47)
Ho betsaka no hiala tsy hanao politika eto tsony apres 7mois eo!!! KIVY
Aiza ka rangitina amle resaka oe cafard foana le olona kaa... oadray (kalalao mantsy e) azafad huhuh ka aiza no tsy hilatsaka !! zavatra tokony mba samy mifanaja sy mitana ny teny nomena fa tsy hoe t... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/05/2013 17:24
FENOSOA2 ( 03/05/2013 16:39)
Tsy fahandrimpahalemana
Zahay aty ambanivohitra miandanandriana sy ny manodidina tena ts mandry alina aminy asa dahalo any an_tsaha ve matory. ... tohiny
ialahy ( 03/05/2013 15:36)
Ary mba nanahona hoa izay bebe Razay e?
Mba nanahona tokoa izay bebe Razay ry zareo a? ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/05/2013 16:52
M.JUST ( 03/05/2013 14:28)
SERASERA
Misy nilaza tamiko hoe: tsy misy masokoditra ny kisoa , marina ve izany ?... tohiny
novalian'i ora ny 30/04/2014 09:15
ialahy ( 03/05/2013 12:15)
Misy lalana ve ahafahana manova olona nilatsaka ho fidiana, hiova olona hafa tampoka?
ny tiako ahatongavana dia izao, raha misy mpahay lalana, na mpanodikodina lalana, hoe tsy afaka tampoka ny candidat iray nony antony maro tsy voatanisa, dia omeny olona hafa ny toerany? dia tsotra ome... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/05/2013 23:22
pulm ( 03/05/2013 11:56)
NILATSAKA IHANY NY FOZA A!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Zay indray zao no tondrozotra vaovao: "rehefa avy mikofesy dia mandainga" samy manao izay tianyè atao manomboka androany satri tany tsisy fanjakana ny eto amintsika, anga mo tsy t@ Alahady no farany ... tohiny
novalian'i pulm ny 08/05/2013 11:37
pulm ( 03/05/2013 11:52)
nilatraka ihany ny foze!!!!!!!!!!
Mampalahelo e! nande nikofesy tany @papa i lery dia avioe nilatraka, samy manao izay tiany atao manomboka androany satria tany tsisy lalana ny eto MADAGASIKARA satria ny lohany aza manao izay tiany at... tohiny
Tefigasy ( 03/05/2013 11:17)
Ny maty sy ny velona - fanompoana razana
Manomboka ny ririnina eto Mada(Aprily --> Aogositra). Manomboka miaraka amin'izany ihany koa ny fomba maro toa ny famadihana sy ny didi-poitra. Ny tiana marihina amin'ity lohahevitra ity dia ny mikasi... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/05/2013 09:23
randria67 ( 03/05/2013 08:23)
Ridicule
De gaga elà hoy ry zalahy, f'angaha moa dia mihevitra ny Malagasy tsy misy mémoire intsony ry zalahy e ! Ireny ny sonia avo lenta tany Maputo sy tsy tadidio aza vita ny nandà azy ampahibe maso koa,... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/05/2013 23:20
Vonibe ( 03/05/2013 05:35)
Université d'Antananarivo
Manaoana daolo ô! Mba mila vonjy kery ry zareo an, izaho mba hiditra 3ème année en Gestion eny Ankatso de aona ny tokony ataoko? Misaotra anareo sahady. D mirary soa ho an-tsika tsirairay.... tohiny
novalian'i Vonibe ny 14/05/2013 04:18
Rabefou ( 02/05/2013 17:18)
VODI-BALA SY FANAFIHANA
JEREONAREO NY SARY MANARAKA ETO, VODI-BALA HITA TAORIAN'NY NANDALOVAN'NY ANDIAN-JIOLAHY TAO ANDRIAMBAZAHA sy ANKADITAPAKA (MANTASOA) ny zoma 27 hifoha 28 avril 2013. MBOLA MAMPIHOROHORO NY FARITRA MAN... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.549