Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
randria67
(
23/04/2013 14:20)
Presidensiabla
Raiamandreny, toteny,afaka mampihavana, madio,tsotra, izaho manokana dia tsy mahita afatsy olona iray dia ny Jeneraly RASOLOSOA DOLIN, koa tohano ny hevitro fa hilamina ny firenena...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/04/2013 22:19
Soaa1
(
23/04/2013 13:08)
lalana
tsy lany embouteillage eto Tana na de amboharina aza ny lalana
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/04/2013 21:52
hery
(
23/04/2013 08:12)
Artista avy any atsimo
Hiran'ireo artista maromaro avy any atsimo. Mino aho fa hetsika manokana taorian'ny Haruna ity hira ity. Isaorana izy ireo.
Fa ohatry ny tsy mba hitako ao i Mamy Gotso?
[youtube]http://www.youtube.c...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/05/2013 11:06
smileyah
(
23/04/2013 08:05)
Moa ve ilaina ny manao asa fivalozana ny fahotana?...
Moa ve ilaina ny manao asa fivalozana ny fahotana?
...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/05/2013 17:00
bazylou
(
22/04/2013 23:59)
raha miova eo tokoa moa
i rajoelina k ahilatsaka hofidiana . Satria betsaka loatra ny mpomba azy etsy sy eroa no mivazavaza an'io di ainona no lazainaroe tim . t
dia hilaza hoe aleo hilatsaka ve fa ho hita eo zay maharesy ?
...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:13
ialahy
(
22/04/2013 19:51)
Efa tsy dia misy safidy intsony angambany....
efa tsy dia misy safidy ntsony angamby ny Malagasy fa ny hanaperana ity tetezana ity no tanjony. Dia mino ve anefa isika fa raha tapitra ny tetezana ka hisy olona lanim-bahoaka indray eo dia hilamina ...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:19
andrywui
(
22/04/2013 12:03)
Ze logique resahana e !! - vitan'ny TGV ny zafera
ka marina zany kou dryyy !!! tadidio fa manana olona betsaka hatrany ambanivolo be anaty akata tsy tongan'ny inoninnn any ny TGV feno olony any !! i dada anefa efa mamimbo tamn olona rehetra any amban...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:23
bibidia
(
22/04/2013 11:10)
manotany anareo gasy aho . Ahoana marina fahitanar...
manotany anareo gasy aho . Ahoana marina fahitanareo vehivavy gasy ety Dago izahay lehilahy avy aty Europa. Izaho no momba ahy izaho dia nanambady vazaha dia nahazo taratasy tsy mitovy mihitsy ny filo...
tohiny
novalian'i vale ny 03/05/2013 14:01
ZYDA
(
22/04/2013 09:48)
Ny mozika
Izaho dia afaka mampianatra piano ary vonona anome fahafaham-po ho an'izay olona vonona hianatra...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2013 04:04
ERIVELO
(
21/04/2013 13:36)
bonjour
za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny...
bonjour
za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny ouvrages d'ART , mahay momba ny asa vy rehetra afaka mitarika ekipa,mahay mikolokolo ny fitaovana rehetra ilaina @io asa io matontra tsara
misaotra...
tohiny
novalian'i ERIVELO ny 28/04/2013 09:21
milamm
(
21/04/2013 11:07)
tonga omaly teo Ivato ratsy iraka sy ny vadiny
nanatrika ny fivoriana notarihiny ffkm izy omaly raha vao nidina ny fiaramanidina nitondra azy teny ihany koa rajoelina, ny filoha teo aloha Atoa Zafy niaranidinika ny fampihavanampirenena nirava main...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:44
bazylou
(
20/04/2013 22:24)
tia tanindrazana
sy tia an'i madagasikara hono ny gasy aty andafy nefa na ny makany mada aza tsy sahiny ary nan y zanany aza tsy mahay teny gasy akory.......
Beuurrrkk
Any mada no tena misy ny ady fa tsy aty ivelan'...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:46
hadji
(
20/04/2013 05:34)
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika s...
mba miakatr ihany ve ny harikarena faobe antsika sa mitrongy vao homana ny malagasy e mila valiny izahay ry andrywi an...
tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:45
Miramihaja
(
19/04/2013 09:10)
Te hiaraka hidera an'Andriamanitra tsy misy fepetra miaraka aminay ve ianao?
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo izahay. Mitady olona izahay hiara-manompo amin'ny fiderana an'Andriamanitra :
- Mety ianao Manana fanomezam-pahasoavana hihira fideràna
...
tohiny
novalian'i Miramihaja ny 08/08/2013 12:59
bazylou
(
19/04/2013 00:07)
raha iny tokoa moa ka
milatsaka koa i mialy dia iza no alainareo ??
Inona no traikefan'i kalalao amin'ny resaka sosialy ?? 000000000000000000000000000
inona ny traikefan'i mialy ara sosialy ? fitia, fitia,fitia
tsy aleo...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:30
rabefou
(
18/04/2013 20:34)
SEKOLIM-PINOANA LASA BIZINA !?
misy talen-tsekolim-pinoana lasa manakarena tampoka sady vetivety. tantely afa-drakotra ve ny fananan'ny FIANGONANA? ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/04/2013 21:57
rabefou
(
18/04/2013 20:26)
FOOT GASY
mbola tokony hanao foot ve ny gasy?
manodidina ny 30 taona aho izao fa mbola tsy naheno hoe tafakatra 1/8ème de final t@ CAN na ny SCORPION, NA NY BAREA. izany hoe taorian'ny CLUB M fahiny, tsy nisy...
tohiny
Nehemiah
(
18/04/2013 06:03)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahatelo
Ny kristiana dia mpanaraka an'i Kristy rahateo. Ny bouddhistes dia mpanaraka an'i Bouddha, ny marxistes dia mpanaraka an'i Marx, fa ny antsika kristiana indray dia i Jesoa no Tompo, ary ny zavatra laz...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 07:02
andrywui
(
17/04/2013 22:35)
ZAY KA !! ninanenganni fa niady atrano tao aby izy mianakaby
L'Express de Madagascar?Quotidien d'information et d'analyse?RTA MOBILE?Friends SMS 80 ar / Appel 5 ar/sec?RTA?Radio Télévision Analamanga
Magro Behoririka – Mampizara ireo?mpomba?azy?ny?fanapah...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:34
milamm
(
17/04/2013 15:33)
diso tarigetra ireto mpaka takalon'aina
Sombitsombim-baovao voaray zaraina ,mirongatra tokoa ny fakana takalon'aina vahiny eto M.kara atr@ 2009 nakaty, roa andro lasa izay Alatsinainy hariva dia teratany frantsay monina 10 volana teto amits...
tohiny
