manotany anareo gasy aho . Ahoana marina fahitanar...

1. bibidia ( 22/04/2013 11:10)
manotany anareo gasy aho . Ahoana marina fahitanareo vehivavy gasy ety Dago izahay lehilahy avy aty Europa. Izaho no momba ahy izaho dia nanambady vazaha dia nahazo taratasy tsy mitovy mihitsy ny filozofia dia nisaraka izaho aho celibataire mitady vehivavy gasy aho tsy mahozo tena serieuse fa mpanataka daholo no sehdra ahy. izaho mitady vahivavy 35 plus matotra tsara mahazaka fiainna tsy be rendrarendra na manjanaka aza izy tsy mampaninona ahy na tsy manana papier aty europa mipetra aty dago niveau scolaire terminale izaho tsy mechant fa manana proplema naturel misy tsy mahazaka na mataty ny vehivavy ????????. ok
afaka manoratra art amiko tsiamabaratelo raha mety malaotra@yahoo.fr mercie d avance
novalian'i vale ny 03/05/2013 14:01
2. 5laody ( 23/04/2013 07:03)
Sali!
Tsara ovaina angamba aloha ilay pseudo fa matahotra ho laninareo eo lay vaiavy (miaraka amin'ny zanany).
3. pisoonja ( 23/04/2013 11:44)
tena mampatahotra kosa aloha ny momba anareo, ataovy mba misy charme kosa rangaha lay pseudonareo, tena tsy hisy hiditra fa sao laniny eo ah lol!
4. sitlo ( 27/04/2013 21:47)
Raha vhv zao no nanoratra ohatra an'io dinika io dia asa angamba ny kiana.
5. vale ( 03/05/2013 10:31)
zah aloha tsy any Dago fa t@ zah mbola tany no hitenenako izay hevitro izany rehefa avy aty ivelany dia tonga dia hoe euros iny, eny e, hita ihany ny bika aman'endrika fa misy tena miditra na dia tsy tiany aza ny physikan'ilay oul fa oe manana euros dia hidirana, dia faly manataka avy eo, dia avy eo miala rehefa azony izay nilainy; misy koa ny tia avy hatrany fa tsy maintsy eo ihany ilay resaka euros, ka ny mampatahotra @ izay raha sendra tsy manana enao dia mety ho vitany ny hiala, ny fanafodiny dia miaraka normal @ ilay oul enao, tsy toloranao vola izy, fa atao fitiavana sahala @ fitiavana rehetra tsy misy intérêt, dia ho hitanao eo fa haharitra , bonne chance ;-)
6. booboo ( 03/05/2013 12:23)
Vale > coucou ;-), ato indray eeee ;-)
7. vale ( 03/05/2013 14:01)
Coucou booboo :) ato indray hihihi ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296