raha iny tokoa moa ka

1. bazylou ( 19/04/2013 00:07)
milatsaka koa i mialy dia iza no alainareo ??

Inona no traikefan'i kalalao amin'ny resaka sosialy ?? 000000000000000000000000000
inona ny traikefan'i mialy ara sosialy ? fitia, fitia,fitia

tsy aleo fitia toa izay mpamorika matim bola.

zany kalalao izany na ny rafozany aza tsy ampidiriny an trano koo.

beurrrk

Vive tgv
novalian'i andrywui ny 19/04/2013 23:30
2. hery ( 19/04/2013 05:19)
Maninona moa? Izaho indray tsy marary fo am'zany. Aleo hiditra raha mahasahy :-)
Raha lany izy dia lasa filoha ary tsy hanongana azy aho.

Ianareo no mimenomenona amin'ny olona vao hilatsaka... Mbola tsy lany akory.
3. hadji ( 19/04/2013 07:05)
maika ho aiza ary ianareo aleo mivoaka ny valiny voa mba dedaka e ny filatsahany aza tsy mbola nataony akory . Ianareo mpitantara dia zahay mpihaino e
4. misratana ( 19/04/2013 17:21)

hadji:

maika ho aiza ary ianareo aleo mivoaka ny valiny voa mba dedaka e ny filatsahany aza tsy mbola nataony akory . Ianareo mpitantara dia zahay mpihaino e

Tena mampihomehy ihany fa de tena hita mintsy fa fanakorontanana no tadiavin'i ra-vol-manana (mpangalatra de nanana), aiza ve ka efa hita zao fa tsy tafa i Kalalao de mbola atao amboletra ihany tsssssss
5. bazylou ( 19/04/2013 23:13)

mandainga ialahy rahery.

rahatsy lany eo ny kalalao nareo dia hivazavaza indray fa nangalarana ny vatony, maketsy makeroa.

Ny olona ohatr'ireny le8 sy ny fianakaviany ireny ry baina sarotra hoazy ny hiala amin'ny fametsifetsena avo lenta a.

Ary maninona tokoa moa raha nalefany teo le tojo na i kasara iny e. dia amin'izay fianakams daholo no milatsaka dia tsimaintsy lany.
loooooooool

beuurrk

6. andrywui ( 19/04/2013 23:30)

Ny olona ohatr'ireny le8 sy ny fianakaviany ireny ry baina sarotra hoazy ny hiala amin'ny fametsifetsena avo lenta a.


marina mihitsy zany rabazylou sy misratana a ! ngah takatry ry zalah reo kou mo zany fa reraka manazava anzany amreo nareo mtsamy !!

za refa miresaka amindry zalah piondana ato reo ane ka maka akalana mintsy alou de azavaina kiraikaraika ze tiana lazaina sady asiana stylo sy taratasy vao azokazony ratsy ny tianlah tenennnn ee ,, raha resaka resahana amin'ny olona normal dimy minitra (mn a de adiny telo elah mandahatra amindry lerony ato foana ,, zany aza mbola tsy de azony loatra hono !! iza mou zany olona zany fa tsy i nilex sy hery ireo akamany tompomenakely ato reo e ,, efa hita zao fa notsipahindry zalah zao i dada de mbola mamaly iany i nilex oe aaa ....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2734