Efa tsy dia misy safidy intsony angambany....

1. ialahy ( 22/04/2013 19:51)
efa tsy dia misy safidy ntsony angamby ny Malagasy fa ny hanaperana ity tetezana ity no tanjony. Dia mino ve anefa isika fa raha tapitra ny tetezana ka hisy olona lanim-bahoaka indray eo dia hilamina isika. Eo aminy ilay olona lanim-bahoaka mihitsy no tiako hitsina kely fa dia ny sasany @zao efa tsy miraharaha hoe izy hono no ho eo fa rehefa hoe lanim-bahoaka dia izay. Ny teo aza lanim-bahoaka nongotany tsy vahoaka koa. ary aminao, karazana olona toy ny ahona no tokony hanarina an'ny Madagasikara? ny teo ihany ve?
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:19
2. bazylou ( 22/04/2013 23:47)
olona vaovao mihitsy no tokony ho eo. Rehefa vaovao mety e.

beuuurrrk
3. nilex ( 26/04/2013 13:01)
Mila olona mafy loha fotsiny ny eo fa tsy baikon'ny frantsay dia milamina isika fa raha mbola ny frantsay no ao ambadika dia ho very eto isika satria ry zalahy ireo tena ny mandetika anao no ataony fa mody hoe manampy izy.Raha samy hiankina ihany aleo miantehitra amin'ny tany miteny anglisy na hafa fa ny frantsay tsy lasa.Asa na misy izay olona izay.Ra8 sahy dia iny naongany iny ka mila olona tena sahy sy mafy isika.
4. misratana ( 27/04/2013 09:19)

nilex:

Fa baikon'ny amerikana???ra olona mafy loha tsy baikon'iza n'iza dia i Otrik'afo kanefa lasa corée du nord madagasikara ka tsy ilaina zany, ny fahaizana miadivarotra tsy mivarotra tanindrazana ambongadiny ka tsy hanaiky ny 2% redevence minière nataondra8 ihany no ilaina eto de zay fa na misy mpibaiko aza ka mba équitable ny fiarahamiasa de mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4492