Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah
(
17/04/2013 07:59)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b1ef...
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg[/img][/url]
Lol...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:30
Nehemiah
(
17/04/2013 06:14)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna faharoa
Ireto misy taranja vitsivitsy izay tsy iombonan'ny Baiboly sy ny "siansa" ankehitriny izay mandà an'Andriamanitra.
Izao no lazain'ny [color=blue]Gen. 1:1 : "Tamin'ny fiandohana, Andriamanitra nahary...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/04/2013 06:06
didi10
(
16/04/2013 09:32)
Nitsangana par silence
Hoy i Paoly hoe: Raha tsy nitsangana tamin'ny maty i Kristy dia foana ny toriteninay ary foana ny finoanareo, misy fanontaniana manitikitika ahy ry namana:
Raha nitsangana mangingina tao Jesosy ary t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:27
bazylou
(
15/04/2013 22:52)
hitanareo izany
fa marina ny kajiko . i kalalao ihany no solon'i le8 amin'ny fifidianana.
Raha io no ho lany eo dia aza manody ry goavy manta fa hiakatsehatra indray ny valifaty sy ny kibay an kelika e. Tsy maintsy a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2013 22:53
Nehemiah
(
15/04/2013 15:06)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna voalohany
@'izao vanim-potoana post-moderne izao, misy fiteny manao hoe : [color=blueviolet][b]"Un pessimiste est un optimiste bien informé"[/b][/color]. Azo heverina fa marina izany. Samy efa nahatsikaritra a...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/05/2013 15:08
cbd
(
15/04/2013 08:30)
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
TSY AZO HODIAN-TSY HITA NA ATAO HOE TSY MIKASIKA AHY IZANY…
Miangavy antsika mbola mahatsiaro ho Malagasy, AMPARITAO ,
Miangavy antsika AROVY re ny TANINDRAZANA
...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2013 09:56
leva2
(
15/04/2013 07:19)
Mpanakanto ara-pilazantsara
Velona Jesosy!
Hita fa marobe ankehitriny no nomen'ny Tompo talenta amin'ny fihirana sy fitendrena hira ara-pilazantsara. Misy misera eto amin'izy ireny, ka mba te hanentana indray aho ho fanitarana ...
tohiny
novalian'i leva2 ny 21/04/2013 06:29
tsihaiko
(
14/04/2013 20:54)
vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena ve...
vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena very hevitra tanteraka...
tohiny
novalian'i humiliervous ny 09/12/2013 05:17
humiliervous
(
13/04/2013 08:29)
AFOINY HO ANAO KOA NY ZAVATRA REHETRA.
BONJOUR;
MBA FANTATRAO VE FA
NY CONSOMMATION D'EAU DANS LE MONDE
1 300 000 litres chaque seconde
78 000 000 litres chaque minute
4 680 000 000 litres dans une heure;
et chaque Jour? et chaque année? ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/04/2013 03:25
Nehemiah
(
13/04/2013 06:15)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna fah-4 : Adala ve i Jesoa ?
[color=purple][b]Adala ve i Jesoa ?[/b][/color]
Nanana ny fomba fijery manokany ny amin'i [color=indigo]Jesoa[/color] i [color=green]Albert Schweitzer[/color], izay nahazo ny amboara [color=green]Nob...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:42
sitlo
(
12/04/2013 17:24)
Tsy misy ny tsara raha tsy misy ny ratsy
Io fomba fijery iray io aloha dia tsy azoko mihitsy fa mba nataoko ihany ny fandinihana. Azoko izy raha ara-pamaritana fa eo amin'ny fiainana no hitako fa tsy mitombina.
Nefa rehefa dinihina dia hita ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/04/2013 05:18
smileyah
(
12/04/2013 14:10)
Moa ve ireo fijaliana sy fahoriana mianjady amints...
Moa ve ireo fijaliana sy fahoriana mianjady amintsika isan'andro ireny heverintsika ho famaizana avy amin'Andriamanitra sa fahasoavana avy amiNy koa?...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/04/2013 08:36
Nehemiah
(
12/04/2013 08:09)
Tokana ny fahamarinana
"Teny zato, kabary arivo fa iray ihany no marina".
Hitantsika @'izany fa tsy mba post-modernes ny Ntaolo !...
tohiny
Nehemiah
(
12/04/2013 06:27)
Vato mikiky : mifanohitra amin'ny Safo-drano ve ?
Efa mba nahita olona mampiasa kiaka anaty vato mba hanaporofoana ny tsy fisian'ny Safodrano ve ianao ?
Matetika dia glacier migorisa moramora ambony vato no mahatonga an'ireo kiaka ireo. Nohon'izany,...
tohiny
amig0
(
12/04/2013 00:36)
fanontaniana manokana
Inona no atao oee demokrasy amin'ny isika malagasy?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/04/2013 18:44
totsy
(
11/04/2013 16:28)
Mitady tampon droite VW jetta phase II
Salut daholo ry namana.
Eto Dago.
Iza no mety mahita tampon droite volkswagen jetta type II phase II le bibil, de ohatrinona ny vidiny. Sao mba misy mahita moramora koa
Misaotra e!...
tohiny
Nehemiah
(
11/04/2013 13:11)
Avy amin'ny fahasoavana ny tena fahamasinana !
[color=fuchsia][b]Avy @ fahasoavana ny tena fahamasinana ![/b][/color]
Tsara ny manamarika fa betsaka ny kristiana matahotra ny fahasoavana. Tsy eken'ny sainy ny fahatanterahan'ny fahasoavan'Andriama...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/04/2013 07:53
avtr
(
11/04/2013 11:43)
mba atoroy zfd e!
inon kay n site fangalana ''catch'' sy ''film'' ar ''dessin annimées''? d msôtra mialoh h anareo ô!...
tohiny
novalian'i Smith000 ny 22/08/2013 08:41
bazylou
(
11/04/2013 06:48)
kristianina sa Malagasy
ianareo ?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 12/04/2013 16:59
Nehemiah
(
10/04/2013 09:01)
Ordinateur portable
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg[/img][/url]...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/04/2013 14:03
