fanontaniana manokana
1. amig0
(
12/04/2013 00:36)
Inona no atao oee demokrasy amin'ny isika malagasy?
2. ral_
(
12/04/2013 16:00)
Salama raha Amigo a
Tena mbola mpiesonin'ny olona isika ain'io resaka io e
3. hadji
(
13/04/2013 08:26)
ka ny mpanao politika aza tsy mahay mampiasa an'io demokrasia io
4. nilex
(
16/04/2013 12:31)
Raha faritana amin'ny ankapobeny fotsiny dia "fahalalahana"no akaikikaiky azy.Tsara ny demokrasia fa ny olona aty amintsika dia mbola be loatra ny tsy nianatra loatra eto madagasikara ka sarotra be ny mampiatra ny démokrasia.Any amin'ny tany mandroso izao tena mahafinaritra be ny demokrasia satria efa mazava fijery daholo ny olona ka raha mpitondra manao vinany izany tena mahamay any.
5. sitlo
(
17/04/2013 18:44)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3757