vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena ve...

1. tsihaiko ( 14/04/2013 20:54)
vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena very hevitra tanteraka
2. tsihaiko ( 14/04/2013 20:56)
mila vonjy svp!!!!!! sos
3. tsihaiko ( 14/04/2013 21:03)
fanafody hao
4. humiliervous ( 15/04/2013 05:46)
BONJOUR IANAO!

Ny akaiky indrindra hitako dia ny hoe: "ATAOVY SOLA BE"
5. Nehemiah ( 15/04/2013 05:55)
Solitany
6. vony501 ( 15/04/2013 06:12)
Ahintsana matetika, misy fihogo spéciale manintsana hatramin'ny atodiny amidy eny amin'ny pharmacie. Efa misy fanafody koa miaraka aminy, ny olana, mety manimba volo ilay fanafody raha tsy mahazaka
7. 5laody ( 15/04/2013 19:11)
Dory! dory! dory!
8. 5laody ( 15/04/2013 20:03)
TAndremo rehefa matory !
sao tafidina hatrany amin'ny ....
9. tsihaiko ( 15/04/2013 21:19)
Bonjour
Misaotra betsaka @ torohevitra
Tena kivy tokoa aho fa ts hitako izay ts efa nataoko sola zaho @ zao inefatra no rasé na, petrole, pure essentiel, diloilo coco, pouxit, malathion, spregal, stromectol, arbre à thé, lavande, neem, apaisyl, itax... ts haiko intsony fa ny tena loza d ny zanako mbola vao telo taona no voany ko satria izahay miray fandriana very tanteraka aho ts haiko akory no atao. hitako fa refa no rasé na dia midina @ vatana maheno zavatra mandady @ alina manaikitra ar hita eny @ vatana misy mivontovonto
ra azoko atao ny miala @ io zavatra io d nataoko izay retra kivy za!!! sos
vonjeo!!!!!!!sos
10. tsihaiko ( 15/04/2013 21:21)
sos sos sos sos sos sos
11. tsihaiko ( 15/04/2013 21:26)
tena midina tokoa refa matory very aho, nampiasaiko farany teo resultz, nyda mbola misy mihetsiketsika foana sos sos
12. tsihaiko ( 15/04/2013 21:28)
sao mba misy mahalala ny fampiasana K-otrine? mba afaka manoro azafady indrindra d misaotra betsaka mialoha sos sos
13. humiliervous ( 16/04/2013 05:54)

FINARITRA TSY HAIKO A!
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe:
"Ny anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra azy ka hamonjy azy"(Salamo34:7) afaka manao fiarovana tsy hita maso ho anao Andriamanitra.Mino izany ve ianao; "raha mino ianao dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra", fa izao kosa arao asa ilay finoana, MIHEZAHA MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA MARINA.Za zao a Tsy manao lay rehefa amin'ny alina nefa tsy lanin'ny moka zany sady tsy lanin'ny parasy koa,nefa rehefa misy olona hafa matory ao aminay dia milaza fa lanin'ny moka sy parasy hono izy.
TAHIN'NY TOMPO IANAO,Mirary soa e!
Ito ny adresse mail ko raha ilaina "humiliervous@gmail.com"
14. tsihaiko ( 16/04/2013 11:30)
misaotra betsaka anareo retra.
15. vale ( 22/04/2013 04:35)
hihihihi, mampiomehy ahy indray izay resaka moka, hao,bibikely dia mivavaka dia tsy misy intsony, zavatra azo tsaboina izany pouxit no fampiasan'ny olona matetika dia afaka, nahalala zaza izay zah tena feno hao be mitsy izy h@ naha-kely azy, dia pouxit dia afaka, e! asio fanafody fa hiandry miracle izany mbola zavatra hafa koa, sasao isanandro ny volo, na izy maina iny koa raraho DDT dia fonosy fa izay hitako nisy nanao mpanampy tao an-trano fa tena afaka e,andramo koa ny vinaigre sode mba mety iny manko manaikitra anefa tsy hatahorana hanimba volo, dia sasao isanandro mitsy, rehefa manasa loha izy misy savony iny dia miondrika, hogoy midina fa hanaraka ny bibikely, izany daholo natao @ ankizy misy hao be ireny, tsy misy afa-tsy ny fikarakarana azy tsara @ fanafody, produit, dia tazomina ny fahadiovan'ny loha, ary ahitsana foana rehefa sasana ny loha, courage oh
16. tsihaiko ( 22/04/2013 23:07)
BJr!
ahoana kay no fampiasa ilay DDT eo @ adiny firy eo no fonosina, azo ampiasaina @ zaza telo ve aiza no mety ahitako mivarotra zaho misaotra betsaka @ torohevitra vonona handray misaotra betsaka
17. tsihaiko ( 22/04/2013 23:08)
BJr!
ahoana kay no fampiasa ilay DDT eo @ adiny firy eo no fonosina, azo ampiasaina @ zaza telo ve aiza no mety ahitako mivarotra zaho misaotra betsaka @ torohevitra vonona handray misaotra betsaka
18. Nehemiah ( 26/04/2013 14:43)
Fadio ny DDT ka !!!
19. vale ( 28/04/2013 13:47)
DDT vovoka anie izany e !!! toa ts misy fetrany fa ohatra hoe tapak'andro dia fonosina , anontanio eny @ cainquaillerie fa mety misy any, na any @ pharmacie koa mety hisy .
20. bichette ( 02/05/2013 15:49)
Aza asisiana DDT sns izany ny loha ! hahah !!! àsa aloha e ! fa ilay fihogo special iny atao maraina sy hariva e ! dia ny ondana koa sy ny fandriana angamba no mila desinfecter-na mihtisy koa ! ny environnement no tena diovina mba ho faty ny atody sy hiala. Mahagaga manko izany hoe miverina foana anefa efa natao daholo ny rehetra.
Sao dia mba tsy hao ihany izany fa "acarien" izany midina amin'ny vatana izany ? tsy misy afatsy ny fanadiovana ny environnement io, satria na dia diovina sy rasé-na ny loha anefa feno atody ao anaty fandriana, tsy misy dikany mihitsy.
Ary ianareo lehibe angaha tsy mba tratrany mihtisy ??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.422