vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena ve...
21. sylvoalias
(
10/05/2013 15:15)
Bjr daholo...
Araka ny hevitro de ny Hao de parasite.Ny fiainany dia miankina indrindra amin'ny manodidina ny tontolo iainany(milieu ambiant),miankina koa amin'ilay olona na biby mitondra azy.
Sarotra be ny mandringana azy ireo rehefa mahazo vahana sy feno erakin'ny manodidina ny taranany sy ny atodiny.ary tsy votery ho any ymin'ny volon-doha ihany no itoerany , fa izay toerana misy volo rehetra amin'ny tenantsika.Ka arakaraka ny toerana misy azy no mampiova koa ny endriny sy ny fomba fiainany.raha any amin'ny lamba fitafy izy dia lasa bonika na hao fotsy.Any amin'ny helika na any amn'ny milieu génital de lasa morpion.Ankoatr'ireo de misy foana tsy ankijanona ny migration perpetuelle,sy ny métamosphose samy hafa araka sy situation sy condition du milieu de vie.....ohatra :kongona (farfara sy kidoro)...etc.
Ny fitaovana voalohany dia ny 1/-:"FAHADIOVANA!", 2/-Rasage ,na fikakásana(fiharatana) ny toerana misy volo rehetra amin'ny tenantsika,3/- Désinsection antiparasitaire tanteraka ny trano iray manontolo, 4/-Fandrahoana ny lamba fitafy rehetra...5/-raha azo atao aza de aleo dorana ny lamba tonta rehetra (dénidation¨)izay mety ho toerana misy ny atody ...
6/-Azo atao ihany koa ny manantona sy mangataka fanampiana @ sampana santé et hygiene amin'ny région misy anao(station hygiénique)(raha aty Europe). Raha any dago de tsy haiko...:-:-((
Tsy mampino anefa raha ohatra ka misy milaza fa miakina @ prédisposition génétique ny fisian'ny hao amin'ny individu iray.
Miaina toa antsika ny hao ka raha vao ratsy ny tontolo iainany dia maty izy. Betsaka ny produit,naturel ,synthétique,pharmaceutique .chimique et mécanique azontsika entina miady amin'ny fitomboany isa....

23. humiliervous
(
11/05/2013 05:27)
SALAMA TSIHAIKO A!
Efa iray volana izay no nangatahinao fanampiana de maro be ireo toro hevitra;
mino kosa aho fa mba nisy nahomby o!
Sa iza no tsy mbola nandramanao?

24. 5laody
(
18/05/2013 17:57)
humiliervous:
SALAMA TSIHAIKO A!
Efa iray volana izay no nangatahinao fanampiana de maro be ireo toro hevitra;
mino kosa aho fa mba nisy nahomby o!
Sa iza no tsy mbola nandramanao?
Nisy nanoro voana tam DDT izy dia nampiasa ka narary izay
25. tsihaiko
(
23/05/2013 20:55)
Salama daholo!
hao ve mandady @ vatana @ alina? fa tena nahazo vahana tokoa satria ts nahafantatra ny tena momba io parasite io angamba zahay, ts mbola nahita fanafody tena maafaka az izahay hatramizao fa ny fantatro d natory t@ fandriana no nitondrana az. NY DDT zaho mbola ts afaka nampiasa satria izaho ts nahita hatramizao fa mitady ihany zaho. Misaotra betsaka @ torohevitra fa vonona handray foana zahay

26. 5laody
(
24/05/2013 10:04)
tsihaiko:

Raha hao amin'ny loha fotsiny aloha dia misy milaza fanafany maro ihany eto amin'ny aterineto:
hosorana mayonnaise na huile d'olive ny volo (tokony ho mety ny menaka hafa fa toa mbola tsisy nanandrana) atao feno tsara alohan'ny hatory ary fonosina serviette tsara ( na bonnet de bain na collant tapahina) mandritra ny alina. Rehefamifoha ianao dia ahintsana amin'ny fihogo ny hao fa sempotra hono izy rehefa tratran'io ary tsy afa miraikitra amin'ny volo na hodi-doha intsony.
raha misy atodiny tsy afaka nefa dia foy indray io afaka 15 à 21 jours ka tsara averina indray ilay izy avy eo.
mampiasa essence de lavande kely amin'ny hatoka raha ahiana hoe misy mamindra any am-pianarana any fa tsy manantona izy raha misy an'io.
Raha tena mandehandeha amin'ny kidoro sy akanjo izany izy manaova grand nettoyage indray mandeha (lambam-pandriana, akanjo, kidoro) tsy hiala ve izy amin'izay.
mahazotoa e
27. humiliervous
(
24/05/2013 14:20)
Hain 'ANDRIAMANITRA NY ZAVATRA REHETRA"
Raha mino ianao dia ho hitanao ny voninahitr'ANDRIAMANITRA
28. booboo
(
20/06/2013 16:59)
Ilay borosim-bolo iny no asiana gouttes kelina Huiles essentielles-na Lavande vraie sy Eucalyptus Radié (tsy Globulus fa tsy mety ho an'ny ankizy latsaky 12 ans io , ny Ylang Ylang koa afaka ampiasaina fa ho an'ny +12 ans sy tsy asthmatique sy tsy mpanao convulsion !). Répulsif ireo matanjaka be ireo. Mahery fofona giravy ny Lavande vraie fa goutte1 dia ampy. Manana an'ireo ny Homéopharma any M/car.
Ilay bain d'huile io tena marina na mayo koa. rehefa huile végétale dia mety aby fa tsy voatery ho olive akory kah. Rehefa manakobana ny volo dia asio vinaigre blanc kely ilay rano hanakobanana ny volo. Ny shampooing afaka asiana huile essentielle kely koa.
Dia rehefa manasa ny lamba sy akanjo rehetra dia asio huile essentielle koa, Tea Tree isan'ny matanjaka indrindra. Dia atapy masoandro sy pasohana @ fera mamay tsara aby avy teo.

29. endriny
(
09/07/2013 06:22)
Izany hoe sady misy hao izany no misy parasy amin'ny alina...
Ilay zaza no mampalahelo amin'ity fampiasana simika ity, fa hetezo fotsiny ny volony. Ny lamba sasao amin'ny ranomangotraka, dia ataovy tsara fafa ny trano, koseho ravitseva na fafazo vinaigre/voasary makirana ny trano fa ireny mampandositra biby kely fa tsy mahafaty akory...
Ilay fanadiovana no tena zava-dehibe, raha misy alika sy saka dia aza adino ny manao poizim- parasy isaky ny 1 na 3 volana.

30. tsihaiko
(
02/11/2013 21:06)
Misaotra betsaka antsika retra. misaotra betsaka Humiliervous.
fantatro ankehitriny fa tsy hao ilay izy. Fa vokatry ny maizina satria mipoitra refa hariva ny andro, tsy mifindra ilay izy satria ny olonkafa tsy misy azy.
Betsaka ny zavatra misy any amintsika izay ampiasain'ny olona milalao tapankazo toy ny any avaratra madagasikara mais DIEU est AMOUR, DIEU est en moi, DIEU est en chacun, Je partage cet AMOUR avec le monde en entier.
Vokatry ny vola ny olona hipetrahana matetika dia mahavita "Manolaka" ary manao zavatra tena ratsy mais DIEU est puissance.
Merci SEIGNEUR JE TE RENDS GRACE SEIGNEUR
AMEN