Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 05/04/2013 04:29)
Fifidianana tandrametaka indray ve sanatria?
Hiroso amin'ny fifidianana izany isika, tonga ihany ilay fotoana nodradrain'ny sasany teto amin'ny serasera hoe vitao haingana, vitao mora, fifidianana mora. Toa izao no nolazain'ny kandidà iray efa... tohiny
novalian'i hadji ny 13/04/2013 08:29
bazylou ( 04/04/2013 15:35)
izahay tgv
manohan an'i andry rajoelina fa tsymanohana sy manaiky kosa an'i hajo andrianainarivelo nivarotra ilay tany 6000 ha any horombe io. Izay varo mora satria matim bola i lery hanaovana fifidianana. Hajo... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:45
hery ( 04/04/2013 13:34)
Valala
Dia iny henontsika iny izany ny firongatry ny valala ao Madagasikara. Araka ny nolazain'ny FAO dia mihoatra ny 40M USD ny vola ilaina. Tsy manana izany vola izany ny Malagasy fa raha misy ho avy dia t... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:37
tongologasy ( 04/04/2013 11:50)
lasa tiako lay tovolahy miaraka mi-chat amiko :(, mijaly be aho fa mba toroy hevitra, toy izao lay tantara ...
Misy forum gasy iray nandefasako sujt hoe mitady namana aho mba hi-chat-ina fontsiny satria izaho dia tena tia mi chat. Tiko homarihina fa tsy ny hitady sipa am net no tanjoko tam zay, na de ts manana... tohiny
201007jacky ( 04/04/2013 08:57)
Tendan-kanina
Mba jereo mo ity sary ity dia ahoana ny hevitrareo : Amiko ny iray dia hoe "NY KELY TSY MBA MAMINDRO" ny iray kosa : " Ny voky ihany no vokisana" Mampalaheloanie zany e [url=http://forum.serasera.org/... tohiny
novalian'i sahia ny 30/05/2014 04:09
Nehemiah ( 04/04/2013 06:49)
Tany natao indrindra ipetrahan'ny zavamananaina
Raha afaka misafidy ny planety tianao onenana, ny aiza no safidianao ? Raha izaho aloha dia maka ny Tany ihany, satria tena hoatran'ny natao indrindra mba hipetrahan'ny zavaboary ilay izy. Na ny halav... tohiny
bazylou ( 03/04/2013 22:27)
efa vonona ny terrain e
ny mpifanandrina koa efa niseho daholo ,ka andao tairina ny kombaka eee. Izay maharesy ihany no anay ary izahay tsy mitaingina soavaly be lohalika mitsako billa any rsa an. beuurrk... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:47
Nehemiah ( 03/04/2013 13:11)
Andriamanitra ve i Jesoa ? Fizaràna faharoa : Andriamanitra manahoana aloha ?
[color=purple][b]Nanonon-tena ho Andriamanitr'i Abrahama sy Mosesy ve i Jesoa ?[/b][/color] Araky ny efa hitantsika t@ fizarana 1, nanao filazana momba ny tenany izay nahavaky vava ny olona nihaino Az... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:42
Maranatha ( 03/04/2013 10:36)
Fampakaram-badin'ny zanak'ondry
Eto ihany koa dia tsy hay na samihafa ihany koa na mitovy fa dia alefa aloha ny fahamarinana. Ny mpampakatra aloha dia i Kristy Ny hampakarina dia Jerosalema vaovao. Ny hasaina hanatrika ny fampakara... tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/04/2013 07:50
Maranatha ( 03/04/2013 05:48)
Hosotra na fanosorana
Ny hosotra dia zava-masina iray izay tsy azo ataotao foana. Mifandimby araka ny fametraha-tanana ihany koa io. Nisy zavatra iray izay tena nahatsikaiky sy nampalahelo nitranga tao @ fiangonana iray at... tohiny
novalian'i bichette ny 17/04/2013 11:58
Nehemiah ( 02/04/2013 15:03)
Dinôzôra misy volomborona
Mino aho fa efa mba naheno na namaky ny mombamomba ny dinôzôra misy volomborona ianareo, raha tsy hoe nivelona tao anaty zohy ny sasany tato ho ato. Hoatran'ny henohenontsika foana fa nivoatra avy t... tohiny
Nehemiah ( 02/04/2013 15:02)
Dinôzôra misy volomborona
Mino aho fa efa mba naheno na namaky ny mombamomba ny dinôzôra misy volomborona ianareo, raha tsy hoe nivelona tao anaty zohy ny sasany tato ho ato. Hoatran'ny henohenontsika foana fa nivoatra avy t... tohiny
bazylou ( 02/04/2013 00:07)
hitanareo izany
fa tena valifaty mihitsy no ataon'i le8 Lery no tsy milatsaka fa ny zanany kavy, i kala sarah sipan'i tgv taloha niterahany no milatsaka . Hitanareo ilay fikan'i le8 amin'izany. Dia rahaity tokoa moa... tohiny
novalian'i herin ny 05/04/2013 12:17
sitlo ( 01/04/2013 21:52)
Nono en concert
[url=http://bizna.serasera.org/bizna/ad/fampisehoana/samihafa-5/NONO-AU-NEW-MORNING]jereo eto [/url] Dia lasa ny saiko hoe dia tsy nahita anarana hafa ve ity mpihira iray ity. Sa dia tena mila ovaina... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:47
lagoon ( 31/03/2013 16:41)
Amateur whisky.
Iza no mba amateur whisky sy mba mirevy whisky? Ilay izy tsy hoe mahalany tavoangy 1 na 2 isaky ny misotro fa ilay tena mankafiha azy na dia conso 1 monja aza. Ny ahy alo dia whisky avy any Islay (Eco... tohiny
novalian'i 5laody ny 04/04/2013 18:24
sipagasy ( 30/03/2013 11:19)
poulet KFC
Miarahaba, saika hanontany hoe ahoana kay ny fanaovana ireny poulet mikarepoka tsara any à KFC ireny nefa dia moelleux tsara ery ny ao anatiny, efa nanandrana ihany aho nanao azy à pate à beignet ... tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 11:01
Nehemiah ( 30/03/2013 07:45)
Izay manambady ny teolojiany amin'ny siansan'ny androany dia hitondra tena rahampitso
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 10:40
mizara ( 30/03/2013 05:11)
Afaka aho Pasitera; mojoro vavolombelona i Andry Ex Prince de Satan
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=pCgw1UUOaUE[/youtube]... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 05:06
hery ( 29/03/2013 08:46)
Papa Fransoà manasa tongotry ny gadra
Nanaitra sy nanohina ahy ny nahita ny Papa nanasa ny tongotry ny gadra omaly. Namerina izay nataon'i Kristy nanasa ny tongotry ny mpianany. Hoy tokoa mantsy izy hoe "Ka raha izaho Tompo sy Mpampianatr... tohiny
novalian'i RBNIR ny 09/04/2013 18:44
Tefigasy ( 28/03/2013 14:26)
Paska tena kristianina
Alakamisy anio, alakamisy toa ny anio ihany koa no nitenenan'ny Tompo ity teny ity raha hiatrika ny tena ady mafy eo amin'ny mission nataony tety an-tany Izy: [color=blue] Jao.12:27 : “Ankehitriny m... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/04/2013 08:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8929