Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tongologasy, milahatra araka ny daty
tongologasy
(
04/04/2013 11:50)
lasa tiako lay tovolahy miaraka mi-chat amiko :(, mijaly be aho fa mba toroy hevitra, toy izao lay tantara ...
Misy forum gasy iray nandefasako sujt hoe mitady namana aho mba hi-chat-ina fontsiny satria izaho dia tena tia mi chat. Tiko homarihina fa tsy ny hitady sipa am net no tanjoko tam zay, na de ts manana...
tohiny
novalian'i tanimamiko ny 25/07/2013 14:56
tongologasy
(
06/03/2009 09:20)
champignon
ôtran aôna kay ry reto ny mahandro champignon fa za ts mahay.
le fahandro le am le oui mits no tena tadaviko am zay de milendalenda refa em ampihinanana.merci !!!...
tohiny
novalian'i pissoa ny 06/05/2009 00:13
tongologasy
(
05/03/2009 08:21)
mb mangatak n tondrom-peon hiran MIKA SY DAVIS ry reto an!!
mb mangatak n tondrom-peon hiran MIKA SY DAVIS ry reto an!! DE MBA ALEFASO AM TY ADRESS MAIL TY AZAFADY RAH TS MAHADISO: tongologasy@gmail.com
misaotra mialo ôô
...
tohiny
novalian'i tongologasy ny 13/03/2009 10:06
