hitanareo izany
1. bazylou
(
02/04/2013 00:07)
fa tena valifaty mihitsy no ataon'i le8 Lery no tsy milatsaka fa ny zanany kavy, i kala sarah sipan'i tgv taloha niterahany no milatsaka . Hitanareo ilay fikan'i le8 amin'izany.
Dia rahaity tokoa moa ka ilatsaka koa i Mialy , dia inoa no hitranga hoy aianreo e?? inona ary ?? fa tsy adin'akoho vavy te haneno daholo ??
hita mihitsy hoe sakay symaso ireo olona ireo , draay , ireo fianakaviana ireo.
Kanefa , adalan'iza ?? tsy i le8 kely endaka mpilalao vehivavy .
beeeeuuurrrk

novalian'i herin ny 05/04/2013 12:17
2. mirananirina
(
03/04/2013 10:55)
Hihi valifaty contre valifaty izy ity ange ry Bazylou!! Namaly faty an i Ravalo ange ny nidiran'i Rajoelina tao eh
3. bazylou
(
03/04/2013 22:11)
ekeko tokoa izany ry mirananirina. Kanefa, tokony tohizana foana ve ny fanasana vangy sy ny fandranitana etsy sy eroa satria very seza ny andaniny ?
beuuurrk
4. andrywui
(
04/04/2013 06:58)
Hamboly coco miaraka amn dada any sud aff any daolo reo zao afaka volana vitsivitsy eo fotsiny ,soavaly kely aina no apiadina kou , nefa n'y lohamaleminy aza mbola tsy mikatona tsara akory
5. nilex
(
04/04/2013 14:04)
Aleo ny olona hilatsaka dia ny vahoaka no hitsara e,fa ialahy isany izany nge toa matahotra ny ekipandra8 ho lany e.Matoa lehity lany dia tian'ny olona izany an.Ary izay no mampatahotra an'lisany.Aleo hilatsaka fotsiny dia ho hita eo e.ny tgv ary ity toa mikorontana nefa hiatrika fifidianana hono.Ho rava sahady ilay tolona kely tery e.
6. bazylou
(
04/04/2013 15:34)
izahay ve letsy no eo ambonyseza fiandrianan dia izay olona ary andakira ary no atahoranay ?? tsy misy io e.
vive tgv ry baina a. Misy an'i Mialy koa ao afaka mifanandrina ny soavaly vavy roa.
beuurrrk
vive tgv ry baina a. Misy an'i Mialy koa ao afaka mifanandrina ny soavaly vavy roa.
beuurrrk
7. herin
(
05/04/2013 12:17)
za aloha hifidy am fifidianana satria manana zo feno sao very zo eo ka hanao declaration de perte eo