Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 21/03/2013 07:15)
Andriamanitra : aiza ny porofo ?
Mety manontany ny sasany hoe : "Ahoana no ahafahanareo mino an'Andriamanitra kanefa tsy misy porofo ho an'ny fisiany na kely variraiventy aza ? Nahoana ianao no minomino foana toy izao ?". Nefa mifan... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 06:47
Maranatha ( 21/03/2013 06:00)
Fanazavana ny Bibidia faharoa
Indro ny fanazavana ny bibidia faharoa. http://sdabooks.tripod.com/da-a13fr.htm http://dieusauve.over-blog.com/article-20561046.html RBNR: Misy roa izy ireo ary azoko antoka fa mahay mamaky ny tenin'n... tohiny
niryna ( 21/03/2013 05:28)
Ary dia nandehandeha eraky ny trano ny fotaka
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Misy mba afaka mizara ve hianareo raha nahita ilay vaovao tao amin'ny TVplus 03/19 teo,nitantara ireo olona nolatsahan'ny varatra tao Itaosy? Raha nijery ... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/03/2013 09:53
Nehemiah ( 20/03/2013 14:50)
Evôlisiona sy ny dikan'ny fiainana
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondra ny lohateny hoe "Life matters" nalefa t@ Australian Broadcasting Corporation, nisy tovolahy niantso hoe Gerard izay niteny hoe : "I think that some... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/03/2013 07:27
Nehemiah ( 20/03/2013 14:47)
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondr...
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondra ny lohateny hoe "Life matters" nalefa t@ Australian Broadcasting Corporation, nisy tovolahy niantso hoe Gerard izay niteny hoe : "I think that some ... tohiny
Maranatha ( 20/03/2013 11:55)
Efa manomboka hapetaka ilay puce RFID
Kely sisa dia hifarana ihany ny tantaran'ny tany. Ho tonga ihany ny Tompo. Manomboka hisantatra ny fametrahana ny Puce electronique izay entina hanamafisana ny mariky ny bibidia ny zareo Etas-unies ... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/03/2013 09:43
andrywui ( 20/03/2013 01:05)
ASA NA POLITIKA NA FIVAVAHAN SYFINOANA NO TOKONY ANDEFASANA AZY TY FA TOA METY DAHOLO !!!!! oooouuuuffffffff...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?feature=player_detailpage&v=q-rcv1t10E0[/youtube] misy trois part izy ity fa ity alou no alefako eto satria voateniteny matetika amin'ity part ity i dadanay ... tohiny
hery ( 19/03/2013 15:00)
Aza matahotra
[img]http://sphotos-f.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/261419_10151294690517261_693318970_n.jpg[/img] Tenin'ny Papa Fransoà androany... Aza matahotra ny ho tsara fanahy. Marina fa heverina fa adala ire... tohiny
novalian'i karandoha ny 31/03/2013 20:21
hery ( 19/03/2013 13:25)
Fandrafetana abidia ho an’ny teny malagasy (1)
Hevitra navoakan'i Solonavalona Andriamihaja (mpikambana ao amin'ny Akademia Malagasy) tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/40991 ity resaka ity ka apetrako e... tohiny
novalian'i Nav ny 17/02/2015 16:13
saho ( 19/03/2013 13:14)
Filazana manjo eto serasera
Salut hery, ary toa tsy mitombona taona 2013 le fampilazana amin io takelaka io sa takelaka efa tsy mitombona intsony io Mahagaga, efa maro be ny filazana manjo etsy sy eroa fa eto toa tsy misy filaza... tohiny
novalian'i hery ny 21/03/2013 07:45
Nehemiah ( 19/03/2013 12:50)
Termôdinamika
Tsy manirikiry ve rehefa manjary mangatsiaka alohan'ny afahanao misotro azy ny kafenao ? Kanefa tsy tokony himenomenona ianao @ manaraka fa mifaly, satria nahavita fanandramana @ taranja termôdinamik... tohiny
smileyah ( 19/03/2013 12:46)
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny...
Izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny fanahiny.... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2013 07:49
RBNIR ( 19/03/2013 10:15)
filtre écran
Salama daholo, Mitady filtre écran (ho ana moniteur 17'') Eto Tana Misaotra mialoha ... tohiny
rafajeh ( 18/03/2013 08:14)
MPAMISAVY ETO ANKADIMBAHOAKA
Miarahaba anareo rehetra eto amin'ny serasera, izahay mipetraka ety ankadimbahoaka dia mijaly mihitsy @ asa ratsy ataon'ity vehivavy iray atao hoe (xxx) ity. Mpamisavy vavy izy io ary ny fomba ataony ... tohiny
novalian'i tess ny 03/06/2013 17:12
adoektam ( 17/03/2013 11:36)
Ny foto-pisainana Malagasy.
Raha dinihina ny foto-pisainantsika Malagasy dia azo fintinnina amin'ny hoe: tsy misara-mianakavy. Zavatra maro no voafaokan'io teny io satria ny hoe fianakaviana dia tsy voatery ho ny olona iray ra ... tohiny
andrywui ( 16/03/2013 12:22)
tsy hita ze mba fanampiana nentin'ny Mpiondana !!!
ho an'ny rivodoza nitranga fa ny ady sezan'ny mpiondana ampiditra an'i mama no mahamendy anareo ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 23/03/2013 12:48
Nehemiah ( 16/03/2013 08:24)
Mampianatra tany fisaka ve ny Baiboly
Angamba tsy misy olona tia ny antsoina hoe "mpandala ny tany fisaka", nefa betsaka ny olona mieritreritra fa nampianatra ny Fiangonana t@ andro fahiny hoe fisaka ny tany , na dia tsy marina aza izany.... tohiny
maholisoa ( 15/03/2013 18:22)
Fifaninanana soratononina eto Paris/ Sabotsy 23 marsa
Amin'ny sabotsy 23 marsa izao indray no fotoana hanaovana ny fifaninanana soratononina izay karakarain'ny fikambanana Kolo. Ny Kabary no lohahevitra amin'izany. Fotoana amin'ny 2 ora sy sasany ao amin... tohiny
novalian'i maholisoa ny 13/04/2013 21:27
pulm ( 15/03/2013 14:15)
Be galona
Maninona mo raha ovaina hoe kianjan'ny Be Galona ny Kianjan' Ambohijatovo e! raha vao misy manao fihetsiketsehana manko eo dia ry be galona no mameno ny kianja! mirantiranty ery ny 4x4 sy ny camions d... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/03/2013 06:36
Nehemiah ( 15/03/2013 13:25)
Flux RSS
Tsara be ilay flux RSS eo akaikin'ny lahatsoratra voa tonga an (y) !... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/03/2013 07:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6102