Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nehemiah
(
12/03/2013 06:51)
Ny Trinite, fizaràna faha-3 : ilaina tokoa ve ny miaro an'izay fampianarana izay ?
[b]Trinite i Zanahary[/b]
Naloakan'ny vavan'ny Ray ny baiko izay nahatonga ny zavatra rehetra hisy t@ famoronana. I Jesoa no enti-manatanteraka an'izay (ilay [i]Logos[/i] resahan'i Jaona @ [url=http:/...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:52
didi10
(
12/03/2013 06:07)
Faly miarahaba antsika tratry ny Taom-baovao malagasy sy ara-baiboly
Tsara ny Tompo
Nigadona omaly tokoa ny taom-baovao.
Ho anao mino an'i Jehovah Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy, dia tononiko ho anao ny FiadanaNY sy ny FitahiaNY,...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/03/2013 09:31
ral_
(
10/03/2013 19:23)
Mac gyver
Salama daholo isika rehetra
Inona avy ny zavatra na fitaovana efa nampiasainao tsy tamin'ny tanjona namoronana azy?
ohatra: efa nampiasa antsy mofo aho nataoko tournevis;
efa nampiasa finday aho ...
tohiny
novalian'i ral_ ny 20/04/2013 12:21
popolos
(
10/03/2013 11:24)
orthodontie
Aiza kay no misy orthodontiste eto tàna fa somary sosona ny nify dia mba tiana ahitsy!?...
tohiny
novalian'i popolos ny 11/03/2013 10:41
erakoto
(
10/03/2013 08:36)
Fredy Ranoa (Tokam-po)
Sao mba misy manana ny hiran'i Fredy Ranoa ilay hoe "Tokam-po" na ny tonony?
Misaotra mialoha
...
tohiny
fitatoky
(
09/03/2013 18:27)
tsy mazoto manao firaisana amiko tsony ny vadiko
Inona no tokony hataoko ,nanomboka tamin'ny nahabevoka ahy tamin'ny zanako vavy farany,ka hatramizao de misy probleme am firaisana za sy ny vadiko,vo nanomboka bevoka ny zanako farany a de nanomboka ...
tohiny
novalian'i NirindraNjato ny 23/12/2015 19:27
fitatoky
(
09/03/2013 18:09)
vady tsy mampiseho fiche de paie sady tsy manao participation am depenses fa ze tiany no ataony
zahay mivady samy miasa,tany amboalohany vao nivady zay de efa nifanaraka fa itambarana ny vola de ifanarahana tsara ny depenses sns,de mba tena nanana projet zay sady nifankatia be tokoa,03 taona tat...
tohiny
novalian'i miarinkery ny 18/08/2015 10:58
ral_
(
09/03/2013 16:49)
Lasa teny sinoa?
Salama daholo
Nangalarin-dry zalahy ve ilay haisoratra.org fatoa tena tsy misy azoko intsony ny ao anatiny sa ny solosaina mpiasaiko no mamadika tarehintsoratra? nefa misy sarina sinoa maromaro ilay s...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/03/2013 00:32
potarafe
(
09/03/2013 16:27)
fizarana tany
Manaona doly o!
Manana olana kely momba ny fizarana fananana.
Ny mamako zany manana tany, misy trano eo amboniny. Ny zandriko no mipetraka ao @le trano amizao fotona zao. Ny tiko fantarina d hoe inon...
tohiny
novalian'i hery ny 09/03/2013 16:27
201007jacky
(
09/03/2013 08:02)
Azo atao ve ny mampirafy ?
Salama aby ehh!
Hono hoy aho ry namako isany ,azo atao ve , hadisoana ve , tsa fahotana ve ny mampirafy ?
Aminahy , ny mampirafy dia ny fanagnana olon-tiana roa miaraka , amina fotoagna iray miaraka ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 28/04/2014 10:23
vegas
(
09/03/2013 00:45)
Fanekena ny fangatahana hiditra membre @ discussion
Miarahaba Hery, possible ve anaovana système cochage ny fanekena ireo fangatahan'oul hiditra membre amin'ny dinika manokana (lasa vondrona izy ankehitriny ra tsy diso aho). Tena ela be lay miclik tsi...
tohiny
future
(
08/03/2013 06:07)
Future groupe
Salut daholo!za maniry ny ho mpikambana ao anaty tarika tanora vaovao manao poprock ary te ho lasa alavitra oatran'ny tarika Ambondrona.Sady za mahay mamorona....
tohiny
novalian'i mpitedry ny 10/09/2014 07:13
di
(
07/03/2013 13:27)
fromage de tete
Ahoana kay reto ny fanaovana fromage de tête azafady fa zavatra tena mba tiko nefa tsy aiko,merci mialoha daholo mamaly â
...
tohiny
novalian'i courriel772 ny 25/11/2014 18:02
takona
(
07/03/2013 12:21)
ANDRY PRINCE DE SATAN
Io misy fijoroana vavolombelona ny marimarina kokoa fitadiavana vonjy , aiza daholo ianareo be resaka rehetra eto amin'ny serasera avoty io olona io
...
tohiny
novalian'i baregenaina ny 02/04/2013 08:51
takona
(
07/03/2013 12:13)
Andry prince de satan
Io misy fijorona vavilombelona izany hoe fiantsoana vonjy angaha ny marimarina kokoa,aiza ianareo be lazao eto amin'ny serasera e! avoty io alona io
...
tohiny
novalian'i SIDAICHI ny 08/03/2013 04:44
hery
(
06/03/2013 15:15)
Efa voasoratra hoe... didy vaovao
Tao amin'ny Testamenta Taloha dia nametraka lalàna ny mpaminany sy ny mpanjaka, didy avy amin'Andriamanitra, misy 635 ny lalàna hoy ny mpandinika baiboly fa tsy didy folo ihany, ary misy antsipiriha...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/03/2013 15:28
bazylou
(
06/03/2013 14:03)
ho ela velona i tgv
ry zalahy;;;
tsy nisy nanana culot sy nahavita ohatra azy eto.
dia foronina daholo izao resaka balaoasy rehetra , voan'ny sida e, mangorera e, manala ny tsena eo am malacam e,
i Mialy misy fadim bo...
tohiny
novalian'i Raharike ny 01/04/2013 20:21
nilex
(
06/03/2013 13:23)
MIPARITAKA NY BASY
Mba tena marina ve ireny voalazan'ny mpitandron'ny filaminana ireny fa efa hatrami'ny krizy hatramin'izay no efa niparitahan'ireny basy ireny fa tsy hoe vao amin'izao fitondrana izao akory.
Ankehitrin...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/03/2013 06:29
manir
(
06/03/2013 10:17)
Làlana sy fahasoavana
1- Ny atao hoe "olona masina": Apok. 14:12
-mitandrina ny didin'A/tra
-mino an'i Jesosy (hitohy)...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/03/2013 01:22
toriteny
(
06/03/2013 08:10)
Efa mba voavalinareo ve ireto passage ireto?
Ianareo ve tsy mbola nahita passage ao amin'ny baiboly hoe tena manahiran-tsaina anareo ny mikaroka ny valiny ary tsy mbola hita hatramin'izao?
Maninona raha andao atao eto sao dia efa nisy nomen'ny...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/03/2013 08:50
