Lasa teny sinoa?

1. ral_ ( 09/03/2013 16:49)
Salama daholo
Nangalarin-dry zalahy ve ilay haisoratra.org fatoa tena tsy misy azoko intsony ny ao anatiny sa ny solosaina mpiasaiko no mamadika tarehintsoratra? nefa misy sarina sinoa maromaro ilay site koaa...
novalian'i Miharena ny 12/03/2013 00:32
2. hery ( 11/03/2013 12:20)
Novidian'ny sinoa izany.

Ireny ilay hoe aleo lò toa izay an-kavana.
3. ral_ ( 11/03/2013 13:11)
Mampalahelo ny toetsainy raha izany tokoa no izy. Dia misy sinoa mijery ve io izao? lol
4. Miharena ( 12/03/2013 00:32)
Ary tena nasian-dry zalahy copyright mihitsy le izy an!!

Ny sinoa dia matetika mitady izay hisongonana ny olon-drehetra ka mazava fa misy mamaky io site io ary mety fanapotehana kolontsaina ilay izy raha tsy hoe angaha mpivarotra ny tompon'ny site. Azo atao tokoa moa ve ny mivarotra ary tsy ovaina ilay anaran'ny site?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.087