Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo
(
21/02/2013 03:26)
Ho an'io milaza fa tsy azo ekena ho teraka andro ririnina i Jesosy
Ilay izy aloha tsy dia misy olana sa andro inona izy no teraka na adro inona.
Fa misy kosa ireo miizingizina sy mitady hitarika olana hoe andro mafana ihany no azo ekena.
Tsy dia iditra amin'ny resa...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/02/2013 05:23
andrywui
(
20/02/2013 22:59)
apodiana ny reninlisany fa tsy sady mangataka no mivandraka ee
sady aza manao mamo miantso polisy koa fa mba miondrikondrika mapalaelo refa mangataka e,,
fa tsy sady mangataka no mivandraka !! be mokiny nefa kely sandry ! [img]http://corigif.free.fr/ma_rire/img...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2013 20:56
siga_soa
(
20/02/2013 12:05)
Maharaviana ihany ny lehilahy fa mihevitra ho mafy...
Maharaviana ihany ny lehilahy fa mihevitra ho mafy sy matanjaka kanefa rehefa manoloana ny vahivavy dia malemy sy azon'ilay vehivavy manao izay sitra-pony rehetra. Ary nahoana moa ny lehilahy no manam...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 09/03/2013 07:47
Maranatha
(
20/02/2013 10:30)
Ireo fiangonana miorina sy ny fahamarinana
Rehefa manaraka tsara ireo serasera hifanaovana eto ny tenako dia mahatsapa fa toa samy miaro ny Dogma hampianarina azy any ampiangonan'ny tsirairay any avokoa ny rehetra.
Tombotsoa lehibe anefa no a...
tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:07
amig0
(
20/02/2013 08:56)
Ny fikorotanana sy adi ady eto
Raha tsy hilamina ny tanindrazana dia ho avy ny frantsay handamina azy tsara....
tohiny
novalian'i nilex ny 21/02/2013 05:55
jobiely
(
20/02/2013 08:03)
Mety ve zany sa tsy mety
Miarahaba daholo e,
Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao m...
tohiny
novalian'i jobiely ny 22/05/2013 08:07
my
(
19/02/2013 16:15)
slt daholo!
mitady hira mitondra lohateny HARIVAMP...
slt daholo!
mitady hira mitondra lohateny HARIVAMPAHAVARATRA année1980 izay misy mahafantatra o!
raha tsy diso aho ilay FAFAH nihira an'ilay hoe izaho lay bandy na te hiverina no nihira azy io.
misao...
tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2013 10:31
tseerfegns
(
19/02/2013 13:59)
fiaraha-miasa
Mitady fiaraha-miasa:
manondrana sakay pilo kely maina en boîte; ka sao mba misy mahita mpandray any ivelany. Merci
tsiryimportexport@gmail.com...
tohiny
novalian'i bandyhendry ny 11/11/2015 15:12
didi10
(
19/02/2013 07:18)
Aoka hotandremana amin'ny fotoany ny Paska (Nom 9;2)
[b][u]Nom 9:3[/u][/b]
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy [b][u]amin'ny fotoany[/u][/b]
Maro amintsika Kristiana no tsy mivaky loha io resa...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/03/2013 16:15
nilex
(
18/02/2013 07:55)
DISO VE AHO?
Misy zandrin'ny vadiko manana sipa izay tsy mino ny fanahy masina ny fiangonana misy azy,(ilay bandi izany).Mananatra ny zaobaviko aho ary mampianatra azy ny maha mety izany satria izahay dia kristian...
tohiny
novalian'i nilex ny 21/02/2013 06:11
Tefigasy
(
17/02/2013 14:02)
Tompo sy Mpamonjy
Rehefa teraka tao amin’i Kristy ny olona iray noho ny fanekeny Azy ho Tompo sy Mpamonjiny dia manana andraikitra aminy i Jesoa mba hanapaka ny fiainany. Ary izay no antsoina hoe fahateraham-baovao....
tohiny
novalian'i Miharena ny 27/02/2013 02:28
toriteny
(
17/02/2013 12:35)
Ny fivavahana katolika sy ny BAiboly
Ho an'i Andry2013 (Ny anjely aza niarahaba azy) sy ho an'i Hery (Tsy tena katolika izay niala katolika) ary ho an'ireo rahavavy sy anadahy katolika rehetra mpiserasera ito sujet ito.
[b][u]Aza raisina...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/03/2013 13:11
ded.kitty
(
16/02/2013 09:25)
Hoan'ireo izay mihevitra ny tenany ho gasy
Akademia Malagasy
Sokajy I
Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon'ny Vahoaka amin'ny Fampandrosoana
25 Jona 1994
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Tantara kely iray no entinay ho fampidirana izao famel...
tohiny
novalian'i zouandrian ny 23/06/2017 14:37
ded.kitty
(
16/02/2013 09:24)
Hoan'ireo izay mihevitra ny tenany ho gasy
Akademia Malagasy
Sokajy I
Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon'ny Vahoaka amin'ny Fampandrosoana
25 Jona 1994
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Tantara kely iray no entinay ho fampidirana izao famel...
tohiny
novalian'i Nav ny 17/02/2015 16:37
miarana
(
16/02/2013 07:24)
Isaia 43 : 21
« [b]Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy.[/b] » (Isaia 43:21)
Ndeha hanambara ny FIDERANA AZY fa mendrika izany IZY.
Raha mety ianao dia mametraha izany eto, ary hadin...
tohiny
novalian'i smileyah ny 27/02/2013 07:04
niryna
(
15/02/2013 17:49)
Dia ho diso indray izany ny rehetra an
Raha zohina anie dia toa milaza ny azy ho fampianarana tsy misy kilema foana no mafotaka eto e,iza no olona tsy mahalala an'i kristy ka anaraka ny fampianaraNy raha toa izao foana no mitohy?
[quote...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 01/03/2013 05:53
andrywui
(
15/02/2013 12:29)
SADY HILOKANDRY ZALAH MIHITSY NY SEZA AAAA
Ho an’ireo mpanao gazety manokana mpandinika ny fiainan’i Vatikana dia isan’ny andrandraina ny Papa tanora sy mihetsiketsika. Izay lany eo no ho Papa faha-266 tao anatin’ny tantara Eglizy Kat...
tohiny
andrywui
(
15/02/2013 12:14)
KAY VE MISY MPANOLANA RELIJIOZY
Tranga vitsivitsy
Ho an’ireo mpanara-baovao momba an’i Vatikana dia misy antony hafa, ankoatra ny toe-pahasalamana, nitarika ny Papa Benoît XVI handray izao fanapahan-kevitra hitsahatra amin’ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/02/2013 16:20
jobiely
(
15/02/2013 05:51)
Te hanana namana
Mba te hanana irony antsoin'ny olona hoe " meilleure amie" irony aho. Tsy mba misy olona ifampizarako ny manahirana sy ny mahafinaritra anà mints. ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/11/2013 08:17
jobiely
(
14/02/2013 12:43)
Ny zanakareo ko ve mba manao anzany ?
Miarahaba daholo e,
Ny zanako 4 taona latsaka kely, vao niditra nianatra t@ octobre dia tsy miteny mints hono izy any ampianarana oziz lé maitresse. Na anontaniana D miteny mora kely, efa apetrany eo...
tohiny
novalian'i endriny ny 22/05/2013 13:24
